Al-An'am · 118/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
فَكُلُوا مِمَّا ذُكِرَ اسْمُ اللَّهِ عَلَيْهِ إِن كُنتُم بِآيَاتِهِ مُؤْمِنِينَ ١١٨
Transliteration
Fakuloo mimmmaa zukirasmul laahi `alaihi in kuntum bi Aayaatihee mu`mineen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Aoka ianareo hihinana amin’izay nanononana ny anaran’I Allah raha toa ka mpino ireo fanambarany ianareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 116-120 — Al-An'am
116وَإِن تُطِعْ أَكْثَرَ مَن فِي الْأَرْضِ يُضِلُّوكَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَإِنْ هُمْ إِلَّا يَخْرُصُونَ
ary raha Mankatò ny ankamaroan’ireo olona eny an-tany ianao dia hamery anao amin’ny làlan’i Allah izy ireo. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheveran'izy ireo ary tsy manao afa-tsy ny mamoron-dainga.
117إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعْلَمُ مَن يَضِلُّ عَن سَبِيلِهِ ۖ وَهُوَ أَعْلَمُ بِالْمُهْتَدِينَ
Tena marina fa ny Tomponao no Mahalala izay miala amin’ny lalany, ary Izy ihany koa no Mahalala ireo izay voatari-dalana.
118فَكُلُوا مِمَّا ذُكِرَ اسْمُ اللَّهِ عَلَيْهِ إِن كُنتُم بِآيَاتِهِ مُؤْمِنِينَ
Aoka ianareo hihinana amin’izay nanononana ny anaran’I Allah raha toa ka mpino ireo fanambarany ianareo.
119وَمَا لَكُمْ أَلَّا تَأْكُلُوا مِمَّا ذُكِرَ اسْمُ اللَّهِ عَلَيْهِ وَقَدْ فَصَّلَ لَكُم مَّا حَرَّمَ عَلَيْكُمْ إِلَّا مَا اضْطُرِرْتُمْ إِلَيْهِ ۗ وَإِنَّ كَثِيرًا لَّيُضِلُّونَ بِأَهْوَائِهِم بِغَيْرِ عِلْمٍ ۗ إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعْلَمُ بِالْمُعْتَدِينَ
Ary nahoana ianareo no tsy mihinana izay nanononana ny anaran’I Allah teo aminy ? Ary efa nohazavany taminareo amin’ny antsipiriany izay nandrarany anareo, afa-tsy amin’izay tsy azo anoharana ka nahatery anareo. Ary tena maro ireo mamery olona, amin’ny alalan’ny hetahetam-pony, tsy amim-pahalalana. Ary tena marina fa ny Tomponao, Izy no tena Mahalala ireo izay mpandika lalàna.
120وَذَرُوا ظَاهِرَ الْإِثْمِ وَبَاطِنَهُ ۚ إِنَّ الَّذِينَ يَكْسِبُونَ الْإِثْمَ سَيُجْزَوْنَ بِمَا كَانُوا يَقْتَرِفُونَ
Ary hialanareo ny fahotana miharihary sy ny miafina, tena marina fa ireo izay manao ny fahotana dia ho valiana arak'izay nataony izy.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
118Andininy
Fandikana — Al-An'am 118
Surah Al-An'am Andininy 118 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Aoka ianareo hihinana amin’izay nanononana ny anaran’I Allah raha toa…Surah Andininy 118/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 116–120. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








