Al-An'am · 122/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
أَوَمَن كَانَ مَيْتًا فَأَحْيَيْنَاهُ وَجَعَلْنَا لَهُ نُورًا يَمْشِي بِهِ فِي النَّاسِ كَمَن مَّثَلُهُ فِي الظُّلُمَاتِ لَيْسَ بِخَارِجٍ مِّنْهَا ۚ كَذَٰلِكَ زُيِّنَ لِلْكَافِرِينَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ ۝١٢٢
Awa man kaana maitan fa ahyainaahu wa ja`alnaa lahoo noorany yamshee bihee fin naasi kamamm masaluhoo fiz zulumaati laisa bikhaarijim minhaa; kazaalika zuyyina lilkaafireena maa kaanoo ya`maloon
📖 Dikany Malagasy
Moa ve izay efa maty ka novelominay sy nomenay hazavana mba handehanany miaraka amin’ireo olona, dia hitovy amin’ny olona izay ao anatin'ny haizina ka tsy afaka hivoaka ao intsony ? Tahaka izany no nampihaingoana amin’ireo tsy mpino ny asa izay nataon’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 120-124 — Al-An'am

120وَذَرُوا ظَاهِرَ الْإِثْمِ وَبَاطِنَهُ ۚ إِنَّ الَّذِينَ يَكْسِبُونَ الْإِثْمَ سَيُجْزَوْنَ بِمَا كَانُوا يَقْتَرِفُونَ
Ary hialanareo ny fahotana miharihary sy ny miafina, tena marina fa ireo izay manao ny fahotana dia ho valiana arak'izay nataony izy.
121وَلَا تَأْكُلُوا مِمَّا لَمْ يُذْكَرِ اسْمُ اللَّهِ عَلَيْهِ وَإِنَّهُ لَفِسْقٌ ۗ وَإِنَّ الشَّيَاطِينَ لَيُوحُونَ إِلَىٰ أَوْلِيَائِهِمْ لِيُجَادِلُوكُمْ ۖ وَإِنْ أَطَعْتُمُوهُمْ إِنَّكُمْ لَمُشْرِكُونَ
Ary aza mihinana amin’izay tsy nanononana ny anaran’I Allah teo aminy ianareo, izany dia tena ratsy, ary marina fa ireo Satana dia mampita hafatra amin’ireo sakaizany mba hiadian’izy ireo hevitra aminareo. Ary raha mankatò azy ireo ianareo dia tena mpanompo sampy tokoa.
122أَوَمَن كَانَ مَيْتًا فَأَحْيَيْنَاهُ وَجَعَلْنَا لَهُ نُورًا يَمْشِي بِهِ فِي النَّاسِ كَمَن مَّثَلُهُ فِي الظُّلُمَاتِ لَيْسَ بِخَارِجٍ مِّنْهَا ۚ كَذَٰلِكَ زُيِّنَ لِلْكَافِرِينَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Moa ve izay efa maty ka novelominay sy nomenay hazavana mba handehanany miaraka amin’ireo olona, dia hitovy amin’ny olona izay ao anatin'ny haizina ka tsy afaka hivoaka ao intsony ? Tahaka izany no nampihaingoana amin’ireo tsy mpino ny asa izay nataon’izy ireo.
123وَكَذَٰلِكَ جَعَلْنَا فِي كُلِّ قَرْيَةٍ أَكَابِرَ مُجْرِمِيهَا لِيَمْكُرُوا فِيهَا ۖ وَمَا يَمْكُرُونَ إِلَّا بِأَنفُسِهِمْ وَمَا يَشْعُرُونَ
Ary Tahaka izany no nametrahanay ireo lehiben’ny olo-meloka isaky ny tanàna mba hanao teti-dratsy ao izy ireo. Nefa tsy manao teti-dratsy izy ireo afa-tsy amin’ny tenany ihany, saingy tsy tsapan’izy ireo izany.
124وَإِذَا جَاءَتْهُمْ آيَةٌ قَالُوا لَن نُّؤْمِنَ حَتَّىٰ نُؤْتَىٰ مِثْلَ مَا أُوتِيَ رُسُلُ اللَّهِ ۘ اللَّهُ أَعْلَمُ حَيْثُ يَجْعَلُ رِسَالَتَهُ ۗ سَيُصِيبُ الَّذِينَ أَجْرَمُوا صَغَارٌ عِندَ اللَّهِ وَعَذَابٌ شَدِيدٌ بِمَا كَانُوا يَمْكُرُونَ
Ary raha misy famantarana tonga amin’izy ireo, dia miteny izy ireo manao hoe : “Tsy hino velively izahay raha tsy omena tahaka izay nomena ireo irak’I Allah”. Allah no tena Mahalala izay hametrahany ny hafatra alefany. Hihatra amin’ireo izay nanao ny heloka bevava ny fahafaham-baraka avy amin’I Allah sy ny famaizana mafy nohon'ny teti-dratsy izay nataon’izy ireo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
122Andininy

Fandikana — Al-An'am 122

Surah Al-An'am Andininy 122 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve izay efa maty ka novelominay sy nomenay hazavana…

Surah Andininy 122/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 120–124. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers