Al-Mulk · 22/30
Fandikana Fanononana — Al-Mulk
أَفَمَن يَمْشِي مُكِبًّا عَلَىٰ وَجْهِهِ أَهْدَىٰ أَمَّن يَمْشِي سَوِيًّا عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ ٢٢
Transliteration
Afamai yamshee mukibban `alaa wajhihee ahdaaa ammany yamshee sawiyyan `alaa siratim mustaqeem
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Iza àry no tena voatari-dalana? Izay mandeha miondrika amin'ny tany va sa izay mandeha mitraka amin'ny lalana mahitsy?
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 20-24 — Al-Mulk
20أَمَّنْ هَٰذَا الَّذِي هُوَ جُندٌ لَّكُمْ يَنصُرُكُم مِّن دُونِ الرَّحْمَٰنِ ۚ إِنِ الْكَافِرُونَ إِلَّا فِي غُرُورٍ
Iza no hanangana tafika ho anareo, hamonjy anareo, ankoatran'ilay be fiantrana? Hamafisina, fa ao anatin'ny hadisoam-pahitana tanteraka ireo tsy mpino.
21أَمَّنْ هَٰذَا الَّذِي يَرْزُقُكُمْ إِنْ أَمْسَكَ رِزْقَهُ ۚ بَل لَّجُّوا فِي عُتُوٍّ وَنُفُورٍ
Na koa iza no hanome anjaram-pivelomana anareo, raha mitsahatra tsy manome izany Izy ? Saingy mikiry amin'ny famingavingana sy ny fankahalana izy ireo.
22أَفَمَن يَمْشِي مُكِبًّا عَلَىٰ وَجْهِهِ أَهْدَىٰ أَمَّن يَمْشِي سَوِيًّا عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Iza àry no tena voatari-dalana? Izay mandeha miondrika amin'ny tany va sa izay mandeha mitraka amin'ny lalana mahitsy?
23قُلْ هُوَ الَّذِي أَنشَأَكُمْ وَجَعَلَ لَكُمُ السَّمْعَ وَالْأَبْصَارَ وَالْأَفْئِدَةَ ۖ قَلِيلًا مَّا تَشْكُرُونَ
Dia lazao hoe: "Izy no nahary anareo, ka nanome anareo ny fandrenesana, ny fahitana sy ny fo". Nefa zara raha mankasitraka ianareo!
24قُلْ هُوَ الَّذِي ذَرَأَكُمْ فِي الْأَرْضِ وَإِلَيْهِ تُحْشَرُونَ
Ary lazao hoe : "Izy no nanaparitaka anareo teto an-tany, ary any Aminy no hanangonana anareo."
Al-MulkFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
22Andininy
Fandikana — Al-Mulk 22
Surah Al-Mulk Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Iza àry no tena voatari-dalana? Izay mandeha miondrika amin'ny tany…Surah Andininy 22/30 — Al-Mulk الملك (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mulk Henoy, Al-Mulk Fandikana, Al-Mulk mp3, Al-Mulk pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








