Al-Qalam · 34/52
Fandikana Fanononana — Al-Qalam
إِنَّ لِلْمُتَّقِينَ عِندَ رَبِّهِمْ جَنَّاتِ النَّعِيمِ ۝٣٤
Inna lilmuttaqeena `inda rabbihim jannaatin na`eem
📖 Dikany Malagasy
Fa mahazo ireo zaridainam-pahasambarana eo akaikin'i Tompony kosa ireo vontom-pinoana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 32-36 — Al-Qalam

32عَسَىٰ رَبُّنَا أَن يُبْدِلَنَا خَيْرًا مِّنْهَا إِنَّا إِلَىٰ رَبِّنَا رَاغِبُونَ
Maniry izahay ny mba hanoloan'i Tomponay izany amin'ny zavatra tsaratsara kokoa, ny hanantona ny Tomponay no fanirianay.
33كَذَٰلِكَ الْعَذَابُ ۖ وَلَعَذَابُ الْآخِرَةِ أَكْبَرُ ۚ لَوْ كَانُوا يَعْلَمُونَ
Toy izany ny famaizana, fa lehibe noho izany ny famaizana any ankoatra, raha mba fantatr'izy ireo mantsy !
34إِنَّ لِلْمُتَّقِينَ عِندَ رَبِّهِمْ جَنَّاتِ النَّعِيمِ
Fa mahazo ireo zaridainam-pahasambarana eo akaikin'i Tompony kosa ireo vontom-pinoana.
35أَفَنَجْعَلُ الْمُسْلِمِينَ كَالْمُجْرِمِينَ
Moa va ataonay tahaka ireo mpanao ratsy ireo mpankato?
36مَا لَكُمْ كَيْفَ تَحْكُمُونَ
Inona no mahazo anareo ? Fa ahoana ny fomba fitsaranareo ?
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Al-Qalam 34

Surah Al-Qalam Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa mahazo ireo zaridainam-pahasambarana eo akaikin'i Tompony kosa ireo vontom-pinoana.

Surah Andininy 34/52 — Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qalam Henoy, Al-Qalam Fandikana, Al-Qalam mp3, Al-Qalam pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers