Al-Qalam · 33/52
Fandikana Fanononana — Al-Qalam
كَذَٰلِكَ الْعَذَابُ ۖ وَلَعَذَابُ الْآخِرَةِ أَكْبَرُ ۚ لَوْ كَانُوا يَعْلَمُونَ ٣٣
Transliteration
Kazaalikal azaab, wa la`azaabul aakhirati akbar; law kaanoo ya`lamoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Toy izany ny famaizana, fa lehibe noho izany ny famaizana any ankoatra, raha mba fantatr'izy ireo mantsy !
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 31-35 — Al-Qalam
31قَالُوا يَا وَيْلَنَا إِنَّا كُنَّا طَاغِينَ
Ka hoy izy ireo : "loza ho anay ! Nikomy tokoa izahay !"
32عَسَىٰ رَبُّنَا أَن يُبْدِلَنَا خَيْرًا مِّنْهَا إِنَّا إِلَىٰ رَبِّنَا رَاغِبُونَ
Maniry izahay ny mba hanoloan'i Tomponay izany amin'ny zavatra tsaratsara kokoa, ny hanantona ny Tomponay no fanirianay.
33كَذَٰلِكَ الْعَذَابُ ۖ وَلَعَذَابُ الْآخِرَةِ أَكْبَرُ ۚ لَوْ كَانُوا يَعْلَمُونَ
Toy izany ny famaizana, fa lehibe noho izany ny famaizana any ankoatra, raha mba fantatr'izy ireo mantsy !
34إِنَّ لِلْمُتَّقِينَ عِندَ رَبِّهِمْ جَنَّاتِ النَّعِيمِ
Fa mahazo ireo zaridainam-pahasambarana eo akaikin'i Tompony kosa ireo vontom-pinoana.
35أَفَنَجْعَلُ الْمُسْلِمِينَ كَالْمُجْرِمِينَ
Moa va ataonay tahaka ireo mpanao ratsy ireo mpankato?
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
33Andininy
Fandikana — Al-Qalam 33
Surah Al-Qalam Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany ny famaizana, fa lehibe noho izany ny famaizana…Surah Andininy 33/52 — Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qalam Henoy, Al-Qalam Fandikana, Al-Qalam mp3, Al-Qalam pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








