Al-Haqqah · 22/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
فِي جَنَّةٍ عَالِيَةٍ ۝٢٢
Fee jannnatin `aaliyah
📖 Dikany Malagasy
Hiditra ny Paradisa mendrika tokoa.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 20-24 — Surah Al-Haqqah

20إِنِّي ظَنَنتُ أَنِّي مُلَاقٍ حِسَابِيَهْ
Azoko antoka fa ho hitako ao ny tatitra momba ahy.
21فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy !
22فِي جَنَّةٍ عَالِيَةٍ
Hiditra ny Paradisa mendrika tokoa.
23قُطُوفُهَا دَانِيَةٌ
Izay misy voankazo azo takarina amin'ny tanana.
24كُلُوا وَاشْرَبُوا هَنِيئًا بِمَا أَسْلَفْتُمْ فِي الْأَيَّامِ الْخَالِيَةِ
Mihinàna sy misotroa amim-pahafinaretana ianareo, noho izay efa nataonareo taloha.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 22

Surah Al-Haqqah Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hiditra ny Paradisa mendrika tokoa.

Surah Andininy 22/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers