Al-Haqqah · 23/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
قُطُوفُهَا دَانِيَةٌ ۝٢٣
Qutoofuhaa daaniyah
📖 Dikany Malagasy
Izay misy voankazo azo takarina amin'ny tanana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 21-25 — Al-Haqqah

21فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy !
22فِي جَنَّةٍ عَالِيَةٍ
Hiditra ny Paradisa mendrika tokoa.
23قُطُوفُهَا دَانِيَةٌ
Izay misy voankazo azo takarina amin'ny tanana.
24كُلُوا وَاشْرَبُوا هَنِيئًا بِمَا أَسْلَفْتُمْ فِي الْأَيَّامِ الْخَالِيَةِ
Mihinàna sy misotroa amim-pahafinaretana ianareo, noho izay efa nataonareo taloha.
25وَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِشِمَالِهِ فَيَقُولُ يَا لَيْتَنِي لَمْ أُوتَ كِتَابِيَهْ
Fa izay hanolorana ny bokiny amin'ny tanany an-kavia kosa, dia hiteny hoe : "Indrisy mantsy ! Naleoko tsy natolotra ahy ny bokiko".
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 23

Surah Al-Haqqah Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay misy voankazo azo takarina amin'ny tanana.

Surah Andininy 23/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers