Al-Haqqah · 21/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ ٢١
Transliteration
Fahuwa fee `eeshatir raadiyah
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy !
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 19-23 — Al-Haqqah
19فَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِيَمِينِهِ فَيَقُولُ هَاؤُمُ اقْرَءُوا كِتَابِيَهْ
Fa ilay nomena ny bokiny amin'ny tanany ankavanana kosa, dia hiteny hoe : "Jereo ! Vakinareo ny bokiko."
20إِنِّي ظَنَنتُ أَنِّي مُلَاقٍ حِسَابِيَهْ
Azoko antoka fa ho hitako ao ny tatitra momba ahy.
21فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy !
22فِي جَنَّةٍ عَالِيَةٍ
Hiditra ny Paradisa mendrika tokoa.
23قُطُوفُهَا دَانِيَةٌ
Izay misy voankazo azo takarina amin'ny tanana.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
21Andininy
Fandikana — Al-Haqqah 21
Surah Al-Haqqah Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy !Surah Andininy 21/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








