Al-A'raf · 58/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَالْبَلَدُ الطَّيِّبُ يَخْرُجُ نَبَاتُهُ بِإِذْنِ رَبِّهِ ۖ وَالَّذِي خَبُثَ لَا يَخْرُجُ إِلَّا نَكِدًا ۚ كَذَٰلِكَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يَشْكُرُونَ ۝٥٨
Walbaladut taiyibu yakhruju nabaatuhoo bi-izni Rabbihee wallazee khabusa laa yakhruju illaa nakidaa; kazaalika nusarriful Aayaati liqawminy yashkuroon
📖 Dikany Malagasy
Ary ny tany tsara dia hitsirian'ny zava-maniriny avy amin’ny alalan’ny Tompony, fa izay (tany) ratsy kosa dia tsy hitsirian'ny zava-maniriny afa-tsy amim-pahasarotana. Tahaka izany no hanazavanay antsipiriany ireo fanambarana ho an’ny vahoaka mankasitraka.
🎧 Henoy

📜 Andininy 56-60 — Al-A'raf

56وَلَا تُفْسِدُوا فِي الْأَرْضِ بَعْدَ إِصْلَاحِهَا وَادْعُوهُ خَوْفًا وَطَمَعًا ۚ إِنَّ رَحْمَتَ اللَّهِ قَرِيبٌ مِّنَ الْمُحْسِنِينَ
Ary ianareo aza manao asa fanimbana eto ambonin'ny tany aorian’ny fanatsarana azy, ary mangataha Aminy ianareo amim-patahorana sy amim-panantenana. Marina fa ny famindram-pon’ny Tomponao dia akaiky ireo mpanao soa.
57وَهُوَ الَّذِي يُرْسِلُ الرِّيَاحَ بُشْرًا بَيْنَ يَدَيْ رَحْمَتِهِ ۖ حَتَّىٰ إِذَا أَقَلَّتْ سَحَابًا ثِقَالًا سُقْنَاهُ لِبَلَدٍ مَّيِّتٍ فَأَنزَلْنَا بِهِ الْمَاءَ فَأَخْرَجْنَا بِهِ مِن كُلِّ الثَّمَرَاتِ ۚ كَذَٰلِكَ نُخْرِجُ الْمَوْتَىٰ لَعَلَّكُمْ تَذَكَّرُونَ
Ary Izy no mandefa ireo rivotra ho fanambarana mialoha ny famindram-pony. Ka rehefa mitondra rahona mavesatra izany dia tarihanay any amin’ny tany maty (karakaina), ary dia ampidininay amin’ny alàlan’izany ny rano, ka hamoahanay ireo karazam-boankazo rehetra. Tahaka izany koa no hamoahanay ireo maty. Angamba hahatsiaro tena ianareo.
58وَالْبَلَدُ الطَّيِّبُ يَخْرُجُ نَبَاتُهُ بِإِذْنِ رَبِّهِ ۖ وَالَّذِي خَبُثَ لَا يَخْرُجُ إِلَّا نَكِدًا ۚ كَذَٰلِكَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يَشْكُرُونَ
Ary ny tany tsara dia hitsirian'ny zava-maniriny avy amin’ny alalan’ny Tompony, fa izay (tany) ratsy kosa dia tsy hitsirian'ny zava-maniriny afa-tsy amim-pahasarotana. Tahaka izany no hanazavanay antsipiriany ireo fanambarana ho an’ny vahoaka mankasitraka.
59لَقَدْ أَرْسَلْنَا نُوحًا إِلَىٰ قَوْمِهِ فَقَالَ يَا قَوْمِ اعْبُدُوا اللَّهَ مَا لَكُم مِّنْ إِلَٰهٍ غَيْرُهُ إِنِّي أَخَافُ عَلَيْكُمْ عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Efa nalefanay tany amin’ny vahoakany tokoa i Noa. Ka niteny izy hoe : “Ry vahoakako! Tompoinareo i Allah. Tsy manana Zanahary hafa ankoatr'Azy anareo. Izaho dia tena matahotra sao dia ho tratran'ny famaizana amin’ny andro lehibe ianareo”.
60قَالَ الْمَلَأُ مِن قَوْمِهِ إِنَّا لَنَرَاكَ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Ireo loholona tamin’ny vahoakany dia niteny nanao hoe : “Izahay dia tena mahita Anao fa ao anaty fahaverezana miharihary”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
58Andininy

Fandikana — Al-A'raf 58

Surah Al-A'raf Andininy 58 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ny tany tsara dia hitsirian'ny zava-maniriny avy amin’ny alalan’ny…

Surah Andininy 58/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 56–60. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers