Noahy · 3/28
Fandikana Fanononana — Surah Noahy
أَنِ اعْبُدُوا اللَّهَ وَاتَّقُوهُ وَأَطِيعُونِ ۝٣
Ani`udul laaha watta qoohu wa atee`oon
📖 Dikany Malagasy
Koa aoka ianareo hanompo an'I Allah, matahora Azy ary mankatoava ahy.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-5 — Surah Noahy

1إِنَّا أَرْسَلْنَا نُوحًا إِلَىٰ قَوْمِهِ أَنْ أَنذِرْ قَوْمَكَ مِن قَبْلِ أَن يَأْتِيَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Nalefanay teo amin'ny vahoakan'i Noa : "Ilazao ny vahoakanao, mialohan'ny hiavian'ny famaizana mamirifiry amin'izy ireo."
2قَالَ يَا قَوْمِ إِنِّي لَكُمْ نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Hoy izy : "Ry vahoakako ! Mpampitandrina mazava ho anareo tokoa aho."
3أَنِ اعْبُدُوا اللَّهَ وَاتَّقُوهُ وَأَطِيعُونِ
Koa aoka ianareo hanompo an'I Allah, matahora Azy ary mankatoava ahy.
4يَغْفِرْ لَكُم مِّن ذُنُوبِكُمْ وَيُؤَخِّرْكُمْ إِلَىٰ أَجَلٍ مُّسَمًّى ۚ إِنَّ أَجَلَ اللَّهِ إِذَا جَاءَ لَا يُؤَخَّرُ ۖ لَوْ كُنتُمْ تَعْلَمُونَ
Mba hamelany ny helokareo sy hanomezany fanemoram-potoana ho anareo, hatramin'ny fotoana voafetra. Saingy rehefa tonga ny fotoana noferan'I tompo Allah dia tsy ho azo ahemotra intsony izany, raha mba fantatrareo mantsy !
5قَالَ رَبِّ إِنِّي دَعَوْتُ قَوْمِي لَيْلًا وَنَهَارًا
Dia hoy izy : "Tompo o ! Niantso ny vahoakako andro aman'alina aho."
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Noahy 3

Surah Noahy Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa aoka ianareo hanompo an'I Allah, matahora Azy ary mankatoava…

Surah Andininy 3/28 — Surah Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Noahy Henoy, Surah Noahy Fandikana, Surah Noahy mp3, Surah Noahy pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers