Noahy · 4/28
Fandikana Fanononana — Noahy
يَغْفِرْ لَكُم مِّن ذُنُوبِكُمْ وَيُؤَخِّرْكُمْ إِلَىٰ أَجَلٍ مُّسَمًّى ۚ إِنَّ أَجَلَ اللَّهِ إِذَا جَاءَ لَا يُؤَخَّرُ ۖ لَوْ كُنتُمْ تَعْلَمُونَ ۝٤
Yaghfir lakum min zunoobikum wa yu`akhkhirkum ilaaa ajalim musammaa; innaa ajalal laahi izaa jaaa`a laa yu`akhkhar; law kuntum ta`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Mba hamelany ny helokareo sy hanomezany fanemoram-potoana ho anareo, hatramin'ny fotoana voafetra. Saingy rehefa tonga ny fotoana noferan'I tompo Allah dia tsy ho azo ahemotra intsony izany, raha mba fantatrareo mantsy !
🎧 Henoy

📜 Andininy 2-6 — Noahy

2قَالَ يَا قَوْمِ إِنِّي لَكُمْ نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Hoy izy : "Ry vahoakako ! Mpampitandrina mazava ho anareo tokoa aho."
3أَنِ اعْبُدُوا اللَّهَ وَاتَّقُوهُ وَأَطِيعُونِ
Koa aoka ianareo hanompo an'I Allah, matahora Azy ary mankatoava ahy.
4يَغْفِرْ لَكُم مِّن ذُنُوبِكُمْ وَيُؤَخِّرْكُمْ إِلَىٰ أَجَلٍ مُّسَمًّى ۚ إِنَّ أَجَلَ اللَّهِ إِذَا جَاءَ لَا يُؤَخَّرُ ۖ لَوْ كُنتُمْ تَعْلَمُونَ
Mba hamelany ny helokareo sy hanomezany fanemoram-potoana ho anareo, hatramin'ny fotoana voafetra. Saingy rehefa tonga ny fotoana noferan'I tompo Allah dia tsy ho azo ahemotra intsony izany, raha mba fantatrareo mantsy !
5قَالَ رَبِّ إِنِّي دَعَوْتُ قَوْمِي لَيْلًا وَنَهَارًا
Dia hoy izy : "Tompo o ! Niantso ny vahoakako andro aman'alina aho."
6فَلَمْ يَزِدْهُمْ دُعَائِي إِلَّا فِرَارًا
Kanefa tsy nampitombo afa-tsy ny fandosiran'izy ireo ny antsoko.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Noahy 4

Surah Noahy Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba hamelany ny helokareo sy hanomezany fanemoram-potoana ho anareo, hatramin'ny…

Surah Andininy 4/28 — Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Noahy Henoy, Noahy Fandikana, Noahy mp3, Noahy pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers