An-Nazi'at · 3/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
وَالسَّابِحَاتِ سَبْحًا ۝٣
Wass saabi-haati sabha
📖 Dikany Malagasy
amin'ireo anjely mpivezivezy mpamita iraka,

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah An-Nazi'at

1وَالنَّازِعَاتِ غَرْقًا
Mianiana Aho amin'ireo anjely izay manongotra amin-kery ny aina,
2وَالنَّاشِطَاتِ نَشْطًا
sy amin'ireo anjely izay manala malefaka ny aina;
3وَالسَّابِحَاتِ سَبْحًا
amin'ireo anjely mpivezivezy mpamita iraka,
4فَالسَّابِقَاتِ سَبْقًا
amin'ireo anjely izay mitari-dalana ireo fanahin'ireo mpino,
5فَالْمُدَبِّرَاتِ أَمْرًا
ary mandrindra ny zava-drehetra,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 3

Surah An-Nazi'at Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : amin'ireo anjely mpivezivezy mpamita iraka,

Surah Andininy 3/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers