Al-Buruj · 19/22
Fandikana Fanononana — Surah Al-Buruj
بَلِ الَّذِينَ كَفَرُوا فِي تَكْذِيبٍ ۝١٩
Balil lazeena kafaroo fee takzeeb
📖 Dikany Malagasy
nefa indrisy, fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-21 — Surah Al-Buruj

17هَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ الْجُنُودِ
Moa ve tonga tany aminao ny tantaran'ireo tafika?
18فِرْعَوْنَ وَثَمُودَ
Dia ny tafik'i Farao sy ny an'i Samodo izany
19بَلِ الَّذِينَ كَفَرُوا فِي تَكْذِيبٍ
nefa indrisy, fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,
20وَاللَّهُ مِن وَرَائِهِم مُّحِيطٌ
Allah dia mamatotra azy ireo noho izany,
21بَلْ هُوَ قُرْآنٌ مَّجِيدٌ
Izy io anefa dia Kor'oany be voninahitra,
Al-BurujFizahan-takila Koraña
22Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Al-Buruj 19

Surah Al-Buruj Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : nefa indrisy, fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,

Surah Andininy 19/22 — Surah Al-Buruj البروج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Buruj Henoy, Surah Al-Buruj Fandikana, Surah Al-Buruj mp3, Surah Al-Buruj pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers