At-Tariq · 13/17
Fandikana Fanononana — Surah At-Tariq
إِنَّهُ لَقَوْلٌ فَصْلٌ ۝١٣
Innahoo laqawlun fasl
📖 Dikany Malagasy
fa ny Koroany masina dia teny manavaka ny marina amin'ny lainga,

🎧 Henoy


📜 Andininy 11-15 — Surah At-Tariq

11وَالسَّمَاءِ ذَاتِ الرَّجْعِ
Mianiana Aho amin'ny lanitra izay mampisy ny orana,
12وَالْأَرْضِ ذَاتِ الصَّدْعِ
sy ny tany izay mampitsiry ireo zava-maniry,
13إِنَّهُ لَقَوْلٌ فَصْلٌ
fa ny Koroany masina dia teny manavaka ny marina amin'ny lainga,
14وَمَا هُوَ بِالْهَزْلِ
ary tsy vazivazy tsy misy fotony velively akory,
15إِنَّهُمْ يَكِيدُونَ كَيْدًا
Mampiasa ny hafetsen-dratsiny tokoa izy ireo (ireo tsy mpino),
At-TariqFizahan-takila Koraña
17Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — At-Tariq 13

Surah At-Tariq Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : fa ny Koroany masina dia teny manavaka ny marina amin'ny…

Surah Andininy 13/17 — Surah At-Tariq الطارق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Tariq Henoy, Surah At-Tariq Fandikana, Surah At-Tariq mp3, Surah At-Tariq pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers