At-Tawbah · 17/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
مَا كَانَ لِلْمُشْرِكِينَ أَن يَعْمُرُوا مَسَاجِدَ اللَّهِ شَاهِدِينَ عَلَىٰ أَنفُسِهِم بِالْكُفْرِ ۚ أُولَٰئِكَ حَبِطَتْ أَعْمَالُهُمْ وَفِي النَّارِ هُمْ خَالِدُونَ ۝١٧
maa kaana lilmushrikeena ai ya`muroo masaajidal laahi shaahideena `alaaa anfusihim bilkufr; ulaaa`ika habitat a`maaluhum wa fin naari hum khaalidoon
📖 Dikany Malagasy
Tsy anjaran’ireo mpanompo sampy no mameno sy mikarakara ireo masjidin’i Allah, noho izy ireo nitsangana ho vavolombelona amin’ny tsy finoana ny tenany. Ho foana ny asan’izy ireny ary ny afobe no hitoerany mandrakizay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 15-19 — At-Tawbah

15وَيُذْهِبْ غَيْظَ قُلُوبِهِمْ ۗ وَيَتُوبُ اللَّهُ عَلَىٰ مَن يَشَاءُ ۗ وَاللَّهُ عَلِيمٌ حَكِيمٌ
Ary hanesotra ny hatezeram-pon’izy ireo Izy, fa i Allah dia mandray fibebahana amin’ireo izay tiany. Ary Allah dia mahalala ny zava-drehetra sy feno fahendrena.
16أَمْ حَسِبْتُمْ أَن تُتْرَكُوا وَلَمَّا يَعْلَمِ اللَّهُ الَّذِينَ جَاهَدُوا مِنكُمْ وَلَمْ يَتَّخِذُوا مِن دُونِ اللَّهِ وَلَا رَسُولِهِ وَلَا الْمُؤْمِنِينَ وَلِيجَةً ۚ وَاللَّهُ خَبِيرٌ بِمَا تَعْمَلُونَ
Moa ve mihevitra ianareo fa ho avela fotsiny amin’izao nefa Allah tsy mbola namantatra izay nanao ady masina taminareo, ary izay tsy mbola nitady ho mpiahy ankoatr’i Allah sy ilay irany, ary ireo mpino marina? Ary i Allah dia tena mahalala tsara izay rehetra ataonareo.
17مَا كَانَ لِلْمُشْرِكِينَ أَن يَعْمُرُوا مَسَاجِدَ اللَّهِ شَاهِدِينَ عَلَىٰ أَنفُسِهِم بِالْكُفْرِ ۚ أُولَٰئِكَ حَبِطَتْ أَعْمَالُهُمْ وَفِي النَّارِ هُمْ خَالِدُونَ
Tsy anjaran’ireo mpanompo sampy no mameno sy mikarakara ireo masjidin’i Allah, noho izy ireo nitsangana ho vavolombelona amin’ny tsy finoana ny tenany. Ho foana ny asan’izy ireny ary ny afobe no hitoerany mandrakizay.
18إِنَّمَا يَعْمُرُ مَسَاجِدَ اللَّهِ مَنْ آمَنَ بِاللَّهِ وَالْيَوْمِ الْآخِرِ وَأَقَامَ الصَّلَاةَ وَآتَى الزَّكَاةَ وَلَمْ يَخْشَ إِلَّا اللَّهَ ۖ فَعَسَىٰ أُولَٰئِكَ أَن يَكُونُوا مِنَ الْمُهْتَدِينَ
Tena marina fa hameno sy hikarakara ny masjid ireo izay mino Allah sy ny andro farany, manantateraka ny Soalat, mamoaka ny Zakat (ampahan-karena), ary tsy matahotra afa-tsy Allah. Angamba izy ireny no anisan’ireo olona mizotra amin’ny làla-mahitsy.
19۞ أَجَعَلْتُمْ سِقَايَةَ الْحَاجِّ وَعِمَارَةَ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ كَمَنْ آمَنَ بِاللَّهِ وَالْيَوْمِ الْآخِرِ وَجَاهَدَ فِي سَبِيلِ اللَّهِ ۚ لَا يَسْتَوُونَ عِندَ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
Moa ve nampitovinareo ny mpandray anjara amin’ny fampisotroana rano ireo olona nanao Hadjy (Fivahinianana masina), sy ny mpikarakara ilay Masjid masina ao Makkah, sahala amin’izay nino Allah sy ny andro farany ary nanao Djihady (ady masina) amin’ny làlan’i Allah ? Tsy mitovy velivelly izy ireo eo anatrehan’i Allah. Ary i Allah dia tsy mitari-dàlana ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
17Andininy

Fandikana — At-Tawbah 17

Surah At-Tawbah Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy anjaran’ireo mpanompo sampy no mameno sy mikarakara ireo masjidin’i…

Surah Andininy 17/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers