Al-Layl · 21/21
Fandikana Fanononana — Al-Layl
وَلَسَوْفَ يَرْضَىٰ ۝٢١
Wa lasawfa yardaa
📖 Dikany Malagasy
Eny ! Ho afa-po tsy ho ela izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 19-21 — Al-Layl

19وَمَا لِأَحَدٍ عِندَهُ مِن نِّعْمَةٍ تُجْزَىٰ
Ary tsy misy na iza na iza eo anatrehany ka ahazo valim-pahasoavana.
20إِلَّا ابْتِغَاءَ وَجْهِ رَبِّهِ الْأَعْلَىٰ
Afa-tsy nohon'ny fikatsahana ny tavan'ny Tompony Avo indrindra irery ihany.
21وَلَسَوْفَ يَرْضَىٰ
Eny ! Ho afa-po tsy ho ela izy.
Al-LaylFizahan-takila Koraña
21Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — Al-Layl 21

Surah Al-Layl Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eny ! Ho afa-po tsy ho ela izy.

Surah Andininy 21/21 — Al-Layl الليل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Layl Henoy, Al-Layl Fandikana, Al-Layl mp3, Al-Layl pdf. Andininy 19–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers