Al-Layl · 20/21
Fandikana Fanononana — Surah Al-Layl
إِلَّا ابْتِغَاءَ وَجْهِ رَبِّهِ الْأَعْلَىٰ ۝٢٠
Illab tighaaa`a wajhi rabbihil a `laa
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy nohon'ny fikatsahana ny tavan'ny Tompony Avo indrindra irery ihany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 18-21 — Surah Al-Layl

18الَّذِي يُؤْتِي مَالَهُ يَتَزَكَّىٰ
Dia izay manome ny hareny mba hanadiovana ny fanahiny,
19وَمَا لِأَحَدٍ عِندَهُ مِن نِّعْمَةٍ تُجْزَىٰ
Ary tsy misy na iza na iza eo anatrehany ka ahazo valim-pahasoavana.
20إِلَّا ابْتِغَاءَ وَجْهِ رَبِّهِ الْأَعْلَىٰ
Afa-tsy nohon'ny fikatsahana ny tavan'ny Tompony Avo indrindra irery ihany.
21وَلَسَوْفَ يَرْضَىٰ
Eny ! Ho afa-po tsy ho ela izy.
Al-LaylFizahan-takila Koraña
21Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — Al-Layl 20

Surah Al-Layl Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy nohon'ny fikatsahana ny tavan'ny Tompony Avo indrindra irery ihany.

Surah Andininy 20/21 — Surah Al-Layl الليل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Layl Henoy, Surah Al-Layl Fandikana, Surah Al-Layl mp3, Surah Al-Layl pdf. Andininy 18–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers