Yunosy · 99/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
وَلَوْ شَاءَ رَبُّكَ لَآمَنَ مَن فِي الْأَرْضِ كُلُّهُمْ جَمِيعًا ۚ أَفَأَنتَ تُكْرِهُ النَّاسَ حَتَّىٰ يَكُونُوا مُؤْمِنِينَ ۝٩٩
Wa law shaaa`a Rabbuka la aamana man fil ardi kulluhum jamee`aa; afa anta tukrihun naasa hattaa yakoonoo mu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Ary raha sitraky ny Tomponao dia hino avokoa izay rehetra eto an-tany. Moa ve Ianao no hanery ny Olona rehetra ho tonga mpino ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 97-101 — Yunosy

97وَلَوْ جَاءَتْهُمْ كُلُّ آيَةٍ حَتَّىٰ يَرَوُا الْعَذَابَ الْأَلِيمَ
Na dia tonga tamin’izy ireo aza ireo fanambarana rehetra, mandra-pahitan’izy ireo ny sazy mamirifiry.
98فَلَوْلَا كَانَتْ قَرْيَةٌ آمَنَتْ فَنَفَعَهَا إِيمَانُهَا إِلَّا قَوْمَ يُونُسَ لَمَّا آمَنُوا كَشَفْنَا عَنْهُمْ عَذَابَ الْخِزْيِ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَمَتَّعْنَاهُمْ إِلَىٰ حِينٍ
Raha mba misy tanàna iray nino, ankoatra ny Vahoakan’i Jonasy, dia nahasoa azy ireo ny finoana ! Ary ho nesorinay tamn’izy ireo ny fampijaliana amin’ny fiainana eto an-tany sy nomenay fahafinaretana izy ireo ao anaty fotoana voafetra.
99وَلَوْ شَاءَ رَبُّكَ لَآمَنَ مَن فِي الْأَرْضِ كُلُّهُمْ جَمِيعًا ۚ أَفَأَنتَ تُكْرِهُ النَّاسَ حَتَّىٰ يَكُونُوا مُؤْمِنِينَ
Ary raha sitraky ny Tomponao dia hino avokoa izay rehetra eto an-tany. Moa ve Ianao no hanery ny Olona rehetra ho tonga mpino ?
100وَمَا كَانَ لِنَفْسٍ أَن تُؤْمِنَ إِلَّا بِإِذْنِ اللَّهِ ۚ وَيَجْعَلُ الرِّجْسَ عَلَى الَّذِينَ لَا يَعْقِلُونَ
Tsy anjaran’ny Olona velively no hino raha tsy avy amin’ny alalan’i Allah. Ary atokana ho an’ireo izay tsy mandinika ny sazy izany.
101قُلِ انظُرُوا مَاذَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَمَا تُغْنِي الْآيَاتُ وَالنُّذُرُ عَن قَوْمٍ لَّا يُؤْمِنُونَ
Teneno hoe : “ jerenareo, inona no any amin’ireo lanitra sy ny ety ambonin'ny tany ? ” Ary tsy hitera-boka-tsoa ho an’ireo vahoaka tsy nino na ny famantarana na ireo Mpampitandrina (Mpaminany).
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
99Andininy

Fandikana — Yunosy 99

Surah Yunosy Andininy 99 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha sitraky ny Tomponao dia hino avokoa izay rehetra…

Surah Andininy 99/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 97–101. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers