Houd · 37/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَاصْنَعِ الْفُلْكَ بِأَعْيُنِنَا وَوَحْيِنَا وَلَا تُخَاطِبْنِي فِي الَّذِينَ ظَلَمُوا ۚ إِنَّهُم مُّغْرَقُونَ ۝٣٧
Wasna`il fulka bi-a`yuninaa wa wahyinaa wa laa tukhaa tibnee fil lazeena zalamoo; innahum mughraqoon
📖 Dikany Malagasy
Ary manamboara sambo fiara Ianao eo imasonay sy araka ny fanambaranay, ary aoka Ianao tsy hitaraina Amiko intsony mahakasika ireo izay nanao ny tsy rariny, tena marina fa izy ireo dia ho rendrika avokoa ”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 35-39 — Houd

35أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَاهُ ۖ قُلْ إِنِ افْتَرَيْتُهُ فَعَلَيَّ إِجْرَامِي وَأَنَا بَرِيءٌ مِّمَّا تُجْرِمُونَ
Na koa milaza izy ireo manao hoe : " Noforoniny izany ”. ka teneno hoe : " Raha noforoniko izany dia hianjera Amiko ny heloko ary Izaho dia tsy manan-tsiny amin’izay heloka Ataonareo.
36وَأُوحِيَ إِلَىٰ نُوحٍ أَنَّهُ لَن يُؤْمِنَ مِن قَوْمِكَ إِلَّا مَن قَدْ آمَنَ فَلَا تَبْتَئِسْ بِمَا كَانُوا يَفْعَلُونَ
Ary nandefasana Fanambarana i Noa : " Tsy misy hino intsony ny vahoakanao afa-tsy izay efa nino, ka aoka Ianao tsy alahelo amin’izay ataon’izy ireo.
37وَاصْنَعِ الْفُلْكَ بِأَعْيُنِنَا وَوَحْيِنَا وَلَا تُخَاطِبْنِي فِي الَّذِينَ ظَلَمُوا ۚ إِنَّهُم مُّغْرَقُونَ
Ary manamboara sambo fiara Ianao eo imasonay sy araka ny fanambaranay, ary aoka Ianao tsy hitaraina Amiko intsony mahakasika ireo izay nanao ny tsy rariny, tena marina fa izy ireo dia ho rendrika avokoa ”.
38وَيَصْنَعُ الْفُلْكَ وَكُلَّمَا مَرَّ عَلَيْهِ مَلَأٌ مِّن قَوْمِهِ سَخِرُوا مِنْهُ ۚ قَالَ إِن تَسْخَرُوا مِنَّا فَإِنَّا نَسْخَرُ مِنكُمْ كَمَا تَسْخَرُونَ
Ary dia nanamboatra ny sambo fiara Izy. Koa isaky ny mandalo eo Aminy ireo loholona tamin’ny vahoakany, dia maneso Azy izy ireo. Nilaza izy (Noa) nanao hoe : " Raha maneso Anay Ianareo, dia Izahay koa haneso Anareo, tahaka Ianareo maneso Anay.
39فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ مَن يَأْتِيهِ عَذَابٌ يُخْزِيهِ وَيَحِلُّ عَلَيْهِ عَذَابٌ مُّقِيمٌ
Ka ho fantatrareo tsy ho ela, amin’iza no ho tonga ny famaizana hanala baraka, sy hianjera amin’iza ny famaizana maharitra ” !
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
37Andininy

Fandikana — Houd 37

Surah Houd Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary manamboara sambo fiara Ianao eo imasonay sy araka ny…

Surah Andininy 37/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers