Houd · 38/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَيَصْنَعُ الْفُلْكَ وَكُلَّمَا مَرَّ عَلَيْهِ مَلَأٌ مِّن قَوْمِهِ سَخِرُوا مِنْهُ ۚ قَالَ إِن تَسْخَرُوا مِنَّا فَإِنَّا نَسْخَرُ مِنكُمْ كَمَا تَسْخَرُونَ ۝٣٨
Wa yasn`ul fulka wa kullamaa marra `alaihi malaum min qawmihee sakhiroo minh; qaala in taskharoo minnaa fa innaa naskharu minkum kamaa taskharoon
📖 Dikany Malagasy
Ary dia nanamboatra ny sambo fiara Izy. Koa isaky ny mandalo eo Aminy ireo loholona tamin’ny vahoakany, dia maneso Azy izy ireo. Nilaza izy (Noa) nanao hoe : " Raha maneso Anay Ianareo, dia Izahay koa haneso Anareo, tahaka Ianareo maneso Anay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 36-40 — Houd

36وَأُوحِيَ إِلَىٰ نُوحٍ أَنَّهُ لَن يُؤْمِنَ مِن قَوْمِكَ إِلَّا مَن قَدْ آمَنَ فَلَا تَبْتَئِسْ بِمَا كَانُوا يَفْعَلُونَ
Ary nandefasana Fanambarana i Noa : " Tsy misy hino intsony ny vahoakanao afa-tsy izay efa nino, ka aoka Ianao tsy alahelo amin’izay ataon’izy ireo.
37وَاصْنَعِ الْفُلْكَ بِأَعْيُنِنَا وَوَحْيِنَا وَلَا تُخَاطِبْنِي فِي الَّذِينَ ظَلَمُوا ۚ إِنَّهُم مُّغْرَقُونَ
Ary manamboara sambo fiara Ianao eo imasonay sy araka ny fanambaranay, ary aoka Ianao tsy hitaraina Amiko intsony mahakasika ireo izay nanao ny tsy rariny, tena marina fa izy ireo dia ho rendrika avokoa ”.
38وَيَصْنَعُ الْفُلْكَ وَكُلَّمَا مَرَّ عَلَيْهِ مَلَأٌ مِّن قَوْمِهِ سَخِرُوا مِنْهُ ۚ قَالَ إِن تَسْخَرُوا مِنَّا فَإِنَّا نَسْخَرُ مِنكُمْ كَمَا تَسْخَرُونَ
Ary dia nanamboatra ny sambo fiara Izy. Koa isaky ny mandalo eo Aminy ireo loholona tamin’ny vahoakany, dia maneso Azy izy ireo. Nilaza izy (Noa) nanao hoe : " Raha maneso Anay Ianareo, dia Izahay koa haneso Anareo, tahaka Ianareo maneso Anay.
39فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ مَن يَأْتِيهِ عَذَابٌ يُخْزِيهِ وَيَحِلُّ عَلَيْهِ عَذَابٌ مُّقِيمٌ
Ka ho fantatrareo tsy ho ela, amin’iza no ho tonga ny famaizana hanala baraka, sy hianjera amin’iza ny famaizana maharitra ” !
40حَتَّىٰ إِذَا جَاءَ أَمْرُنَا وَفَارَ التَّنُّورُ قُلْنَا احْمِلْ فِيهَا مِن كُلٍّ زَوْجَيْنِ اثْنَيْنِ وَأَهْلَكَ إِلَّا مَن سَبَقَ عَلَيْهِ الْقَوْلُ وَمَنْ آمَنَ ۚ وَمَا آمَنَ مَعَهُ إِلَّا قَلِيلٌ
Avy eo, rehefa tonga ny Didinay dia nangotrangotraka (ny rano) tao amin’ny lafaoro ary niteny Izahay nanao hoe : " Ento ao amin’ny sambo fiara ny biby mpivady isaky ny karazany tsiroaroa sy ny fianakavianao afa-tsy ireo izay efa nihatra taminy ny Teny, sy ireo izay nino ”. Nefa ireo izay nino niaraka Taminy dia vitsy an’isa.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
38Andininy

Fandikana — Houd 38

Surah Houd Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary dia nanamboatra ny sambo fiara Izy. Koa isaky ny…

Surah Andininy 38/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers