Ibrahim · 30/52
Fandikana Fanononana — Ibrahim
وَجَعَلُوا لِلَّهِ أَندَادًا لِّيُضِلُّوا عَن سَبِيلِهِ ۗ قُلْ تَمَتَّعُوا فَإِنَّ مَصِيرَكُمْ إِلَى النَّارِ ۝٣٠
Wa ja`aloo lillaahi andaadal liyudilloo `an sabeelih; qul tamatta`oo fa innaa maseerakum ilan Naar
📖 Dikany Malagasy
Ary nampitovy an’i Allah amin’ny zavatra hafa izy ireo mba hamerezana ireo Olona amin’ny làlany. Teneno hoe : “ Mahazoa fahafinaretana tsara Ianareo, satria tsy hisalasalana fa any amin’ny Afobe no fiafaranareo”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 28-32 — Ibrahim

28۞ أَلَمْ تَرَ إِلَى الَّذِينَ بَدَّلُوا نِعْمَتَ اللَّهِ كُفْرًا وَأَحَلُّوا قَوْمَهُمْ دَارَ الْبَوَارِ
Moa ve tsy hitanao ireo izay manakalo ny fahasoavan’i Allah amin’ny tsy fankasitrahana, ary mametraka ny vahoakan’izy ireo amin’ny toeran’ny fahaverezana ;
29جَهَنَّمَ يَصْلَوْنَهَا ۖ وَبِئْسَ الْقَرَارُ
Ao amin’ny Afobe Djahannam izay handoro azy ireo ? Endre ! Ratsy tokoa izany toeram-pijanonana izany !
30وَجَعَلُوا لِلَّهِ أَندَادًا لِّيُضِلُّوا عَن سَبِيلِهِ ۗ قُلْ تَمَتَّعُوا فَإِنَّ مَصِيرَكُمْ إِلَى النَّارِ
Ary nampitovy an’i Allah amin’ny zavatra hafa izy ireo mba hamerezana ireo Olona amin’ny làlany. Teneno hoe : “ Mahazoa fahafinaretana tsara Ianareo, satria tsy hisalasalana fa any amin’ny Afobe no fiafaranareo”.
31قُل لِّعِبَادِيَ الَّذِينَ آمَنُوا يُقِيمُوا الصَّلَاةَ وَيُنفِقُوا مِمَّا رَزَقْنَاهُمْ سِرًّا وَعَلَانِيَةً مِّن قَبْلِ أَن يَأْتِيَ يَوْمٌ لَّا بَيْعٌ فِيهِ وَلَا خِلَالٌ
Teneno amin’ireo mpanompoko izay nino mba hanatanteraka ny Soalat, sy hizara ny fanomezana izay nomenay azy ireo, ankihafina na ankarihary, alohan’ny fahatongavan’ny Andro izay tsy misy fifanakalozana ara-barotra na fihavanana.
32اللَّهُ الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَأَنزَلَ مِنَ السَّمَاءِ مَاءً فَأَخْرَجَ بِهِ مِنَ الثَّمَرَاتِ رِزْقًا لَّكُمْ ۖ وَسَخَّرَ لَكُمُ الْفُلْكَ لِتَجْرِيَ فِي الْبَحْرِ بِأَمْرِهِ ۖ وَسَخَّرَ لَكُمُ الْأَنْهَارَ
Allah, Izy ilay nahary ireo lanitra sy ny tany ary nandrotsaka ny ranon’orana avy any an-danitra ka namoaka avy amin’izany ireo karazam-boankazo ho anjara fivelomana ho Anareo. Ary nataony ho ampiasanareo ireo sambo izay misosa eny an-dranomasina avy amin’ny alalan’ny didiny, ary nataony ho ampiasainareo ireo renirano.
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — Ibrahim 30

Surah Ibrahim Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nampitovy an’i Allah amin’ny zavatra hafa izy ireo mba…

Surah Andininy 30/52 — Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ibrahim Henoy, Ibrahim Fandikana, Ibrahim mp3, Ibrahim pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers