Ibrahim · 29/52
Fandikana Fanononana — Ibrahim
جَهَنَّمَ يَصْلَوْنَهَا ۖ وَبِئْسَ الْقَرَارُ ۝٢٩
Jahannama yaslawnahaa wa bi`sal qaraar
📖 Dikany Malagasy
Ao amin’ny Afobe Djahannam izay handoro azy ireo ? Endre ! Ratsy tokoa izany toeram-pijanonana izany !
🎧 Henoy

📜 Andininy 27-31 — Ibrahim

27يُثَبِّتُ اللَّهُ الَّذِينَ آمَنُوا بِالْقَوْلِ الثَّابِتِ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَفِي الْآخِرَةِ ۖ وَيُضِلُّ اللَّهُ الظَّالِمِينَ ۚ وَيَفْعَلُ اللَّهُ مَا يَشَاءُ
Hankaherezin’i Allah ireo mino, amin’ny teny hentitra eto amin’ny fiainana ambonin’ny tany sy any an-koatra, ary hanary ireo mpanao ny tsy rariny kosa Allah, ary manao izay sitrany Allah.
28۞ أَلَمْ تَرَ إِلَى الَّذِينَ بَدَّلُوا نِعْمَتَ اللَّهِ كُفْرًا وَأَحَلُّوا قَوْمَهُمْ دَارَ الْبَوَارِ
Moa ve tsy hitanao ireo izay manakalo ny fahasoavan’i Allah amin’ny tsy fankasitrahana, ary mametraka ny vahoakan’izy ireo amin’ny toeran’ny fahaverezana ;
29جَهَنَّمَ يَصْلَوْنَهَا ۖ وَبِئْسَ الْقَرَارُ
Ao amin’ny Afobe Djahannam izay handoro azy ireo ? Endre ! Ratsy tokoa izany toeram-pijanonana izany !
30وَجَعَلُوا لِلَّهِ أَندَادًا لِّيُضِلُّوا عَن سَبِيلِهِ ۗ قُلْ تَمَتَّعُوا فَإِنَّ مَصِيرَكُمْ إِلَى النَّارِ
Ary nampitovy an’i Allah amin’ny zavatra hafa izy ireo mba hamerezana ireo Olona amin’ny làlany. Teneno hoe : “ Mahazoa fahafinaretana tsara Ianareo, satria tsy hisalasalana fa any amin’ny Afobe no fiafaranareo”.
31قُل لِّعِبَادِيَ الَّذِينَ آمَنُوا يُقِيمُوا الصَّلَاةَ وَيُنفِقُوا مِمَّا رَزَقْنَاهُمْ سِرًّا وَعَلَانِيَةً مِّن قَبْلِ أَن يَأْتِيَ يَوْمٌ لَّا بَيْعٌ فِيهِ وَلَا خِلَالٌ
Teneno amin’ireo mpanompoko izay nino mba hanatanteraka ny Soalat, sy hizara ny fanomezana izay nomenay azy ireo, ankihafina na ankarihary, alohan’ny fahatongavan’ny Andro izay tsy misy fifanakalozana ara-barotra na fihavanana.
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
29Andininy

Fandikana — Ibrahim 29

Surah Ibrahim Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ao amin’ny Afobe Djahannam izay handoro azy ireo ? Endre…

Surah Andininy 29/52 — Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ibrahim Henoy, Ibrahim Fandikana, Ibrahim mp3, Ibrahim pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers