Al-Isra · 106/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَقُرْآنًا فَرَقْنَاهُ لِتَقْرَأَهُ عَلَى النَّاسِ عَلَىٰ مُكْثٍ وَنَزَّلْنَاهُ تَنزِيلًا ۝١٠٦
Wa quraanan faraqnaahu litaqra ahoo `alan naasi `alaa muksinw wa nazzalnaahu tanzeelaa
📖 Dikany Malagasy
Ary ny Kor’any izay nozarazaranay, mba ho vakianao miadana amin’ny olona, ary nampidininay tsikelikely izany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 104-108 — Al-Isra

104وَقُلْنَا مِن بَعْدِهِ لِبَنِي إِسْرَائِيلَ اسْكُنُوا الْأَرْضَ فَإِذَا جَاءَ وَعْدُ الْآخِرَةِ جِئْنَا بِكُمْ لَفِيفًا
Ary niteny Izahay, taorian’izany, tamin’ireo zanak’Israely nanao hoe : “Honenanareo ny tany !”. Ary raha tonga ny fampanantenana ny (fiainana) any ankoatra, dia hataonay tonga maro ianareo.
105وَبِالْحَقِّ أَنزَلْنَاهُ وَبِالْحَقِّ نَزَلَ ۗ وَمَا أَرْسَلْنَاكَ إِلَّا مُبَشِّرًا وَنَذِيرًا
Ary tamim-pahamarinana no nampidinanay azy (Kor’any), ary nidina niaraka tamin’ny fahamarinana izy, ary tsy nalefanay ianao raha tsy ho mpilaza (vaovao mahafaly) sy ho mpampitandrina.
106وَقُرْآنًا فَرَقْنَاهُ لِتَقْرَأَهُ عَلَى النَّاسِ عَلَىٰ مُكْثٍ وَنَزَّلْنَاهُ تَنزِيلًا
Ary ny Kor’any izay nozarazaranay, mba ho vakianao miadana amin’ny olona, ary nampidininay tsikelikely izany.
107قُلْ آمِنُوا بِهِ أَوْ لَا تُؤْمِنُوا ۚ إِنَّ الَّذِينَ أُوتُوا الْعِلْمَ مِن قَبْلِهِ إِذَا يُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ يَخِرُّونَ لِلْأَذْقَانِ سُجَّدًا
Teneno hoe : “Minoa izany ianareo na aza mino!Tena marina fa ireo izay nomena ny fahalalana, talohan’izany, rehefa vakiana amin’izy ireo izany (Kor’any) dia miantoraka miankohoka izy ireo, ka ny saoka mikasika amin’ny tany”.
108وَيَقُولُونَ سُبْحَانَ رَبِّنَا إِن كَانَ وَعْدُ رَبِّنَا لَمَفْعُولًا
Ary miteny izy ireo manao hoe : “Voninahitra anie ho an’ny Tomponay ! Ary tanteraka marina ny fampanantenan’ny Tomponay”.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
106Andininy

Fandikana — Al-Isra 106

Surah Al-Isra Andininy 106 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ny Kor’any izay nozarazaranay, mba ho vakianao miadana amin’ny…

Surah Andininy 106/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 104–108. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers