Al-Isra · 3/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
ذُرِّيَّةَ مَنْ حَمَلْنَا مَعَ نُوحٍ ۚ إِنَّهُ كَانَ عَبْدًا شَكُورًا ۝٣
Zurriyyata man hamalnaa ma`a Nooh innahoo kaana `abdan shakooraa
📖 Dikany Malagasy
Taranaka izay nentinay niaraka tamin’i Noa (tao anaty sambofiara) ! Izy (Noa) dia tena mpanompo mpankasitraka tokoa.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-5 — Al-Isra

1سُبْحَانَ الَّذِي أَسْرَىٰ بِعَبْدِهِ لَيْلًا مِّنَ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ إِلَى الْمَسْجِدِ الْأَقْصَى الَّذِي بَارَكْنَا حَوْلَهُ لِنُرِيَهُ مِنْ آيَاتِنَا ۚ إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْبَصِيرُ
Voninahitra ho an’Ilay nampandeha, ny Mpanompony (Mohammad) tamin’ny alina, avy tao amin’ny Al-Masjid Al-Haràm (ao Makka), ka hatrany amin’ny Al-Masjid Al-Aksà, izay nosoavinay ny manodidina azy, mba hanehoanay aminy ny fahagagana avy Aminay. Marina fa Izy no tena mandre sy mahita ny zava-drehetra.
2وَآتَيْنَا مُوسَى الْكِتَابَ وَجَعَلْنَاهُ هُدًى لِّبَنِي إِسْرَائِيلَ أَلَّا تَتَّخِذُوا مِن دُونِي وَكِيلًا
Ary nomenay an’i Mosa (Mosesy) ny Boky, ary nataonay ho tari-dàlana ho an’ny zanak’Israely izany : “Aza maka Mpiahy ankoatra Ahy ianareo”.
3ذُرِّيَّةَ مَنْ حَمَلْنَا مَعَ نُوحٍ ۚ إِنَّهُ كَانَ عَبْدًا شَكُورًا
Taranaka izay nentinay niaraka tamin’i Noa (tao anaty sambofiara) ! Izy (Noa) dia tena mpanompo mpankasitraka tokoa.
4وَقَضَيْنَا إِلَىٰ بَنِي إِسْرَائِيلَ فِي الْكِتَابِ لَتُفْسِدُنَّ فِي الْأَرْضِ مَرَّتَيْنِ وَلَتَعْلُنَّ عُلُوًّا كَبِيرًا
Ary nataonay didy tamin’ny zanak’Israely tao amin’ny Boky (Taoraty) manao hoe : “Tena hanao fanimbana eto ambonin’ny tany in-droa miantoana ianareo ary handika lalàna amin’ny fomba diso tafahoatra ianareo”.
5فَإِذَا جَاءَ وَعْدُ أُولَاهُمَا بَعَثْنَا عَلَيْكُمْ عِبَادًا لَّنَا أُولِي بَأْسٍ شَدِيدٍ فَجَاسُوا خِلَالَ الدِّيَارِ ۚ وَكَانَ وَعْدًا مَّفْعُولًا
Nony tonga ny fanatanterahana ny voalohany tamin’ireo (faminaniana) anankiroa, dia nalefanay nanohitra anareo ny sasantsasany tamin’ireo mpanomponay, manana tanjaka mahery, izay niditra tamin’ireo trano fonenana. Dia tanteraka tokoa ny faminaniana (voalohany).
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Isra 3

Surah Al-Isra Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Taranaka izay nentinay niaraka tamin’i Noa (tao anaty sambofiara) !…

Surah Andininy 3/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers