Al-Isra · 2/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَآتَيْنَا مُوسَى الْكِتَابَ وَجَعَلْنَاهُ هُدًى لِّبَنِي إِسْرَائِيلَ أَلَّا تَتَّخِذُوا مِن دُونِي وَكِيلًا ٢
Transliteration
Wa aatainaa Moosal-Kitaaba wa ja`alnaahu hudal-liBaneee Israaa`eel
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary nomenay an’i Mosa (Mosesy) ny Boky, ary nataonay ho tari-dàlana ho an’ny zanak’Israely izany : “Aza maka Mpiahy ankoatra Ahy ianareo”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 1-4 — Al-Isra
1سُبْحَانَ الَّذِي أَسْرَىٰ بِعَبْدِهِ لَيْلًا مِّنَ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ إِلَى الْمَسْجِدِ الْأَقْصَى الَّذِي بَارَكْنَا حَوْلَهُ لِنُرِيَهُ مِنْ آيَاتِنَا ۚ إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْبَصِيرُ
Voninahitra ho an’Ilay nampandeha, ny Mpanompony (Mohammad) tamin’ny alina, avy tao amin’ny Al-Masjid Al-Haràm (ao Makka), ka hatrany amin’ny Al-Masjid Al-Aksà, izay nosoavinay ny manodidina azy, mba hanehoanay aminy ny fahagagana avy Aminay. Marina fa Izy no tena mandre sy mahita ny zava-drehetra.
2وَآتَيْنَا مُوسَى الْكِتَابَ وَجَعَلْنَاهُ هُدًى لِّبَنِي إِسْرَائِيلَ أَلَّا تَتَّخِذُوا مِن دُونِي وَكِيلًا
Ary nomenay an’i Mosa (Mosesy) ny Boky, ary nataonay ho tari-dàlana ho an’ny zanak’Israely izany : “Aza maka Mpiahy ankoatra Ahy ianareo”.
3ذُرِّيَّةَ مَنْ حَمَلْنَا مَعَ نُوحٍ ۚ إِنَّهُ كَانَ عَبْدًا شَكُورًا
Taranaka izay nentinay niaraka tamin’i Noa (tao anaty sambofiara) ! Izy (Noa) dia tena mpanompo mpankasitraka tokoa.
4وَقَضَيْنَا إِلَىٰ بَنِي إِسْرَائِيلَ فِي الْكِتَابِ لَتُفْسِدُنَّ فِي الْأَرْضِ مَرَّتَيْنِ وَلَتَعْلُنَّ عُلُوًّا كَبِيرًا
Ary nataonay didy tamin’ny zanak’Israely tao amin’ny Boky (Taoraty) manao hoe : “Tena hanao fanimbana eto ambonin’ny tany in-droa miantoana ianareo ary handika lalàna amin’ny fomba diso tafahoatra ianareo”.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
2Andininy
Fandikana — Al-Isra 2
Surah Al-Isra Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nomenay an’i Mosa (Mosesy) ny Boky, ary nataonay ho…Surah Andininy 2/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








