Al-Isra · 92/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
أَوْ تُسْقِطَ السَّمَاءَ كَمَا زَعَمْتَ عَلَيْنَا كِسَفًا أَوْ تَأْتِيَ بِاللَّهِ وَالْمَلَائِكَةِ قَبِيلًا ۝٩٢
Aw tusqitas samaaa`a kamaa za`amta `alainaa kisafan aw taatiya billaahi walma laaa`ikati qabeelaa
📖 Dikany Malagasy
Na koa halatsakao aminay,araka izay fihamboanao, ny lanitra torotoro, na ho entinao hihaona aminay I Allah sy ireo Anjely.

🎧 Henoy


📜 Andininy 90-94 — Al-Isra

90وَقَالُوا لَن نُّؤْمِنَ لَكَ حَتَّىٰ تَفْجُرَ لَنَا مِنَ الْأَرْضِ يَنبُوعًا
Ary niteny izy ireo nanao hoe : “Tsy hino anao velively izahay, raha tsy aboiboikanao ho anay avy amin’ny tany ny loharano".
91أَوْ تَكُونَ لَكَ جَنَّةٌ مِّن نَّخِيلٍ وَعِنَبٍ فَتُفَجِّرَ الْأَنْهَارَ خِلَالَهَا تَفْجِيرًا
Na hanana zaridaina misy hazo palma sy voaloboka ianao, ka haboiboikanao manelanelan’azy ireo, ireo renirano.
92أَوْ تُسْقِطَ السَّمَاءَ كَمَا زَعَمْتَ عَلَيْنَا كِسَفًا أَوْ تَأْتِيَ بِاللَّهِ وَالْمَلَائِكَةِ قَبِيلًا
Na koa halatsakao aminay,araka izay fihamboanao, ny lanitra torotoro, na ho entinao hihaona aminay I Allah sy ireo Anjely.
93أَوْ يَكُونَ لَكَ بَيْتٌ مِّن زُخْرُفٍ أَوْ تَرْقَىٰ فِي السَّمَاءِ وَلَن نُّؤْمِنَ لِرُقِيِّكَ حَتَّىٰ تُنَزِّلَ عَلَيْنَا كِتَابًا نَّقْرَؤُهُ ۗ قُلْ سُبْحَانَ رَبِّي هَلْ كُنتُ إِلَّا بَشَرًا رَّسُولًا
Na koa hanana trano feno haingo ianao, na koa hiakatra any an-danitra ianao. Ary tsy hino velively ny fiakaranao any an-danitra izahay mandraka ampidinanao ny boky aty aminay ho vakianay”. Teneno hoe : “Voninahitra anie ho an’ny Tompoko ! Moa ve tsy olombelona no sady Iraka ihany aho ?”
94وَمَا مَنَعَ النَّاسَ أَن يُؤْمِنُوا إِذْ جَاءَهُمُ الْهُدَىٰ إِلَّا أَن قَالُوا أَبَعَثَ اللَّهُ بَشَرًا رَّسُولًا
Ary tsy nisy, na inona na inona nanakana ny olona tsy hino, rehefa tonga tamin’izy ireo ny fahamarinana afa-tsy ny tenin’izy ireo manao hoe : “Moa ve I Allah no nandefa olombelona ho Iraka ?”
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
92Andininy

Fandikana — Al-Isra 92

Surah Al-Isra Andininy 92 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na koa halatsakao aminay,araka izay fihamboanao, ny lanitra torotoro, na…

Surah Andininy 92/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 90–94. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers