Al-Isra · 91/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
أَوْ تَكُونَ لَكَ جَنَّةٌ مِّن نَّخِيلٍ وَعِنَبٍ فَتُفَجِّرَ الْأَنْهَارَ خِلَالَهَا تَفْجِيرًا ٩١
Transliteration
Aw takoona laka jannatum min nakheelinw wa `inabin fatufajjiral anhaara khilaalahaa tafjeeraa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Na hanana zaridaina misy hazo palma sy voaloboka ianao, ka haboiboikanao manelanelan’azy ireo, ireo renirano.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 89-93 — Al-Isra
89وَلَقَدْ صَرَّفْنَا لِلنَّاسِ فِي هَٰذَا الْقُرْآنِ مِن كُلِّ مَثَلٍ فَأَبَىٰ أَكْثَرُ النَّاسِ إِلَّا كُفُورًا
Ary marina tokoa fa nasehonay tamin’ny olombelona ao anatin’ity Kor’any ity ny karazana ohatra maro. Nefa nandà izany ny ankamaroan’ny olona, afa-tsy ny tsy finoana.
90وَقَالُوا لَن نُّؤْمِنَ لَكَ حَتَّىٰ تَفْجُرَ لَنَا مِنَ الْأَرْضِ يَنبُوعًا
Ary niteny izy ireo nanao hoe : “Tsy hino anao velively izahay, raha tsy aboiboikanao ho anay avy amin’ny tany ny loharano".
91أَوْ تَكُونَ لَكَ جَنَّةٌ مِّن نَّخِيلٍ وَعِنَبٍ فَتُفَجِّرَ الْأَنْهَارَ خِلَالَهَا تَفْجِيرًا
Na hanana zaridaina misy hazo palma sy voaloboka ianao, ka haboiboikanao manelanelan’azy ireo, ireo renirano.
92أَوْ تُسْقِطَ السَّمَاءَ كَمَا زَعَمْتَ عَلَيْنَا كِسَفًا أَوْ تَأْتِيَ بِاللَّهِ وَالْمَلَائِكَةِ قَبِيلًا
Na koa halatsakao aminay,araka izay fihamboanao, ny lanitra torotoro, na ho entinao hihaona aminay I Allah sy ireo Anjely.
93أَوْ يَكُونَ لَكَ بَيْتٌ مِّن زُخْرُفٍ أَوْ تَرْقَىٰ فِي السَّمَاءِ وَلَن نُّؤْمِنَ لِرُقِيِّكَ حَتَّىٰ تُنَزِّلَ عَلَيْنَا كِتَابًا نَّقْرَؤُهُ ۗ قُلْ سُبْحَانَ رَبِّي هَلْ كُنتُ إِلَّا بَشَرًا رَّسُولًا
Na koa hanana trano feno haingo ianao, na koa hiakatra any an-danitra ianao. Ary tsy hino velively ny fiakaranao any an-danitra izahay mandraka ampidinanao ny boky aty aminay ho vakianay”. Teneno hoe : “Voninahitra anie ho an’ny Tompoko ! Moa ve tsy olombelona no sady Iraka ihany aho ?”
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
91Andininy
Fandikana — Al-Isra 91
Surah Al-Isra Andininy 91 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na hanana zaridaina misy hazo palma sy voaloboka ianao, ka…Surah Andininy 91/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 89–93. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








