Al-Baqarah · 172/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا كُلُوا مِن طَيِّبَاتِ مَا رَزَقْنَاكُمْ وَاشْكُرُوا لِلَّهِ إِن كُنتُمْ إِيَّاهُ تَعْبُدُونَ ١٧٢
Transliteration
Yaaa ayyuhal lazeena aamanoo kuloo min taiyibaati maa razaqnaakum washkuroo lillaahi in kuntum iyyaahu ta`budoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
O ianareo mpino ! Aoka ianareo hihinana amin’ireo sakafo tsara sady madio izay anjaram-pivelomana nomenay anareo. Ary aoka ianareo hisaotra an’Allah, raha toa ka Izy irery ihany no Tompoinareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 170-174 — Al-Baqarah
170وَإِذَا قِيلَ لَهُمُ اتَّبِعُوا مَا أَنزَلَ اللَّهُ قَالُوا بَلْ نَتَّبِعُ مَا أَلْفَيْنَا عَلَيْهِ آبَاءَنَا ۗ أَوَلَوْ كَانَ آبَاؤُهُمْ لَا يَعْقِلُونَ شَيْئًا وَلَا يَهْتَدُونَ
Ary raha lazaina amin’izy ireo : “Araho izay nampidinin’Allah”, dia namaly izy ireo : “Tsia, izahay anie manaraka izay fomba nataon’ireo raibenay”, na dia tsy ampy fisainana aza sady tsy nizotra tamin’ny làla-marina ireo raiben’izy ireo?
171وَمَثَلُ الَّذِينَ كَفَرُوا كَمَثَلِ الَّذِي يَنْعِقُ بِمَا لَا يَسْمَعُ إِلَّا دُعَاءً وَنِدَاءً ۚ صُمٌّ بُكْمٌ عُمْيٌ فَهُمْ لَا يَعْقِلُونَ
Ireo tsy mpino dia azo oharina amin’izay olona (mahita ny hafa eo ambava-loza) mihiaka (mba hanavotra azy), tsy mandre (anefa ilay olona) raha tsy antso sy feo iray monja (mifangaro). Marenina, moana, jamba ka tsy mandefa fisainana izy ireny.
172يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا كُلُوا مِن طَيِّبَاتِ مَا رَزَقْنَاكُمْ وَاشْكُرُوا لِلَّهِ إِن كُنتُمْ إِيَّاهُ تَعْبُدُونَ
O ianareo mpino ! Aoka ianareo hihinana amin’ireo sakafo tsara sady madio izay anjaram-pivelomana nomenay anareo. Ary aoka ianareo hisaotra an’Allah, raha toa ka Izy irery ihany no Tompoinareo.
173إِنَّمَا حَرَّمَ عَلَيْكُمُ الْمَيْتَةَ وَالدَّمَ وَلَحْمَ الْخِنزِيرِ وَمَا أُهِلَّ بِهِ لِغَيْرِ اللَّهِ ۖ فَمَنِ اضْطُرَّ غَيْرَ بَاغٍ وَلَا عَادٍ فَلَا إِثْمَ عَلَيْهِ ۚ إِنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Izy tokoa no nandrara ho anareo ny biby maty ho azy, ny rà, ny henan-kisoa, ary izay niantsoana anarana hafa ankoatran’i Allah. fa izay voatery kosa, raha tsy manararaotra na mandika lalàna, dia tsy misy fahotana ny Aminy. tena marina fa Allah dia Mpamela heloka sy be Fiantrana.
174إِنَّ الَّذِينَ يَكْتُمُونَ مَا أَنزَلَ اللَّهُ مِنَ الْكِتَابِ وَيَشْتَرُونَ بِهِ ثَمَنًا قَلِيلًا ۙ أُولَٰئِكَ مَا يَأْكُلُونَ فِي بُطُونِهِمْ إِلَّا النَّارَ وَلَا يُكَلِّمُهُمُ اللَّهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ وَلَا يُزَكِّيهِمْ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Tena marina fa ireo manafina izay nampidinin’Allah ao amin’ny Boky, ary mivarotra izany amin’ny vidiny ambany, izy ireny dia tsy mihinana afa-tsy afo ao anaty kibon’izy ireo, ary tsy hiresaka amin’izy ireo Allah amin’ny Andro fitsanganana sady tsy hanadio azy ireo, ary ho azy ireo ny famaizana mangirifiry.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
172Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 172
Surah Al-Baqarah Andininy 172 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : O ianareo mpino ! Aoka ianareo hihinana amin’ireo sakafo tsara…Surah Andininy 172/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 170–174. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








