Al-Baqarah · 211/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
سَلْ بَنِي إِسْرَائِيلَ كَمْ آتَيْنَاهُم مِّنْ آيَةٍ بَيِّنَةٍ ۗ وَمَن يُبَدِّلْ نِعْمَةَ اللَّهِ مِن بَعْدِ مَا جَاءَتْهُ فَإِنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ ۝٢١١
Sal Banee Israaa`eela kam aatainaahum min aayatim baiyinah; wa mai yubaddil ni`matal laahi mim ba`di maa jaaa`athu fa innallaaha shadeedul`iqaab
📖 Dikany Malagasy
Anontanio ireo zanak’Israely, firy ireo fahagagana mibaribary nentinay tamin’izy ireo, ary na iza na iza manova ny fahasoavan’Allah taorian’ny fahatongavan’izany taminy, dia tadidio fa mafy ny sazin’Allah.
🎧 Henoy

📜 Andininy 209-213 — Al-Baqarah

209فَإِن زَلَلْتُم مِّن بَعْدِ مَا جَاءَتْكُمُ الْبَيِّنَاتُ فَاعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Fa raha solafaka ianareo, taorian’ny nahatongavan‘ireo fanambarana (porofo mazava) taminareo, dia fantaro fa Allah dia tena Mahery sy Hendry.
210هَلْ يَنظُرُونَ إِلَّا أَن يَأْتِيَهُمُ اللَّهُ فِي ظُلَلٍ مِّنَ الْغَمَامِ وَالْمَلَائِكَةُ وَقُضِيَ الْأَمْرُ ۚ وَإِلَى اللَّهِ تُرْجَعُ الْأُمُورُ
Inona no andrasan’izy ireo? Raha tsy izany dia ho tonga any aminy ao anaty andian-drahona miaraka amin’ireo Anjely ny kapok’Allah, ka ho tontosa ny raharaha? Kanefa any amin’Allah ihany no itondràna ny raharaha rehetra.
211سَلْ بَنِي إِسْرَائِيلَ كَمْ آتَيْنَاهُم مِّنْ آيَةٍ بَيِّنَةٍ ۗ وَمَن يُبَدِّلْ نِعْمَةَ اللَّهِ مِن بَعْدِ مَا جَاءَتْهُ فَإِنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ
Anontanio ireo zanak’Israely, firy ireo fahagagana mibaribary nentinay tamin’izy ireo, ary na iza na iza manova ny fahasoavan’Allah taorian’ny fahatongavan’izany taminy, dia tadidio fa mafy ny sazin’Allah.
212زُيِّنَ لِلَّذِينَ كَفَرُوا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا وَيَسْخَرُونَ مِنَ الَّذِينَ آمَنُوا ۘ وَالَّذِينَ اتَّقَوْا فَوْقَهُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۗ وَاللَّهُ يَرْزُقُ مَن يَشَاءُ بِغَيْرِ حِسَابٍ
Nohaingoina ho an’ireo izay tsy nino ny fiainana eto an-tany, ary maneso an’ireo izay nino izy ireo. nefa ireo izay manam-pahatahorana dia ambonin’izy ireo amin’ny andro fitsanganana. ary Allah dia manome anjara tsy tambo isaina ho an’izay sitrany.
213كَانَ النَّاسُ أُمَّةً وَاحِدَةً فَبَعَثَ اللَّهُ النَّبِيِّينَ مُبَشِّرِينَ وَمُنذِرِينَ وَأَنزَلَ مَعَهُمُ الْكِتَابَ بِالْحَقِّ لِيَحْكُمَ بَيْنَ النَّاسِ فِيمَا اخْتَلَفُوا فِيهِ ۚ وَمَا اخْتَلَفَ فِيهِ إِلَّا الَّذِينَ أُوتُوهُ مِن بَعْدِ مَا جَاءَتْهُمُ الْبَيِّنَاتُ بَغْيًا بَيْنَهُمْ ۖ فَهَدَى اللَّهُ الَّذِينَ آمَنُوا لِمَا اخْتَلَفُوا فِيهِ مِنَ الْحَقِّ بِإِذْنِهِ ۗ وَاللَّهُ يَهْدِي مَن يَشَاءُ إِلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Vahoaka iray ny olombelona tany am-piandohana.ka nalefan’i Allah ireo Mpaminany ho mpanambara vaovao mahafaly sy mpampitandrina; ary nampidininy niaraka tamin’Izy ireo ny Boky feno fahamarinana, mba hitsarany ny olombelona momba ny fifanolanana nisy teo aminy. ary tsy nisy nifanolana tamin’izany afa-tsy ireo izay nomena izany (Boky) taorian’ny nahatongavan’ireo porofo mibaribary tamin’izy ireo noho ny fifanoherana nisy tamin’izy ireo. dia notarihin’i Allah làlana ireo izay nino ho amin’ny fahamarinana tamin’izay nampifanolana azy ireo, noho ny famindram-pony. ary Tompo Allah dia manoro làlana izay sitrany ho amin’ny làlana mahitsy.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
211Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 211

Surah Al-Baqarah Andininy 211 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Anontanio ireo zanak’Israely, firy ireo fahagagana mibaribary nentinay tamin’izy ireo,…

Surah Andininy 211/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 209–213. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers