Al-Baqarah · 210/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
هَلْ يَنظُرُونَ إِلَّا أَن يَأْتِيَهُمُ اللَّهُ فِي ظُلَلٍ مِّنَ الْغَمَامِ وَالْمَلَائِكَةُ وَقُضِيَ الْأَمْرُ ۚ وَإِلَى اللَّهِ تُرْجَعُ الْأُمُورُ ٢١٠
Transliteration
Hal yanzuroona illaaa ai yaatiyahumul laahu fee zulalim minal ghamaami walmalaaa`ikatu wa qudiyal amr; wa ilal laahi turja`ulumoor
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Inona no andrasan’izy ireo? Raha tsy izany dia ho tonga any aminy ao anaty andian-drahona miaraka amin’ireo Anjely ny kapok’Allah, ka ho tontosa ny raharaha? Kanefa any amin’Allah ihany no itondràna ny raharaha rehetra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 208-212 — Al-Baqarah
208يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا ادْخُلُوا فِي السِّلْمِ كَافَّةً وَلَا تَتَّبِعُوا خُطُوَاتِ الشَّيْطَانِ ۚ إِنَّهُ لَكُمْ عَدُوٌّ مُّبِينٌ
خ هanareo mpino! :Midira ao amin’ny fanolorantena tanteraka (Islam), ary aza manaraka ny famindran’i satana, satria fahavalo miseholany ho anareo izy.
209فَإِن زَلَلْتُم مِّن بَعْدِ مَا جَاءَتْكُمُ الْبَيِّنَاتُ فَاعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Fa raha solafaka ianareo, taorian’ny nahatongavan‘ireo fanambarana (porofo mazava) taminareo, dia fantaro fa Allah dia tena Mahery sy Hendry.
210هَلْ يَنظُرُونَ إِلَّا أَن يَأْتِيَهُمُ اللَّهُ فِي ظُلَلٍ مِّنَ الْغَمَامِ وَالْمَلَائِكَةُ وَقُضِيَ الْأَمْرُ ۚ وَإِلَى اللَّهِ تُرْجَعُ الْأُمُورُ
Inona no andrasan’izy ireo? Raha tsy izany dia ho tonga any aminy ao anaty andian-drahona miaraka amin’ireo Anjely ny kapok’Allah, ka ho tontosa ny raharaha? Kanefa any amin’Allah ihany no itondràna ny raharaha rehetra.
211سَلْ بَنِي إِسْرَائِيلَ كَمْ آتَيْنَاهُم مِّنْ آيَةٍ بَيِّنَةٍ ۗ وَمَن يُبَدِّلْ نِعْمَةَ اللَّهِ مِن بَعْدِ مَا جَاءَتْهُ فَإِنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ
Anontanio ireo zanak’Israely, firy ireo fahagagana mibaribary nentinay tamin’izy ireo, ary na iza na iza manova ny fahasoavan’Allah taorian’ny fahatongavan’izany taminy, dia tadidio fa mafy ny sazin’Allah.
212زُيِّنَ لِلَّذِينَ كَفَرُوا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا وَيَسْخَرُونَ مِنَ الَّذِينَ آمَنُوا ۘ وَالَّذِينَ اتَّقَوْا فَوْقَهُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۗ وَاللَّهُ يَرْزُقُ مَن يَشَاءُ بِغَيْرِ حِسَابٍ
Nohaingoina ho an’ireo izay tsy nino ny fiainana eto an-tany, ary maneso an’ireo izay nino izy ireo. nefa ireo izay manam-pahatahorana dia ambonin’izy ireo amin’ny andro fitsanganana. ary Allah dia manome anjara tsy tambo isaina ho an’izay sitrany.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
210Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 210
Surah Al-Baqarah Andininy 210 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Inona no andrasan’izy ireo? Raha tsy izany dia ho tonga…Surah Andininy 210/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 208–212. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








