Al-Baqarah · 242/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
كَذَٰلِكَ يُبَيِّنُ اللَّهُ لَكُمْ آيَاتِهِ لَعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ ۝٢٤٢
Kazaalika yubaiyinul laahu lakum aayaatihee la`allakum ta`qiloon
📖 Dikany Malagasy
Toy izany no hanazavan’Allah ho anareo ireo porofo famantarana avy Aminy, mba hisainanareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 240-244 — Al-Baqarah

240وَالَّذِينَ يُتَوَفَّوْنَ مِنكُمْ وَيَذَرُونَ أَزْوَاجًا وَصِيَّةً لِّأَزْوَاجِهِم مَّتَاعًا إِلَى الْحَوْلِ غَيْرَ إِخْرَاجٍ ۚ فَإِنْ خَرَجْنَ فَلَا جُنَاحَ عَلَيْكُمْ فِي مَا فَعَلْنَ فِي أَنفُسِهِنَّ مِن مَّعْرُوفٍ ۗ وَاللَّهُ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Ary ireo izay nindaosin’ny fahafatesana taminareo, ka namela ireo vady andefimandriny, dia tokony hametraka hafatra mba ho fitsinjovana ireny vehivavy mananon-tena ireny, ka tsy handroaka azy amin’ny trano misy azy hatramin’ny iray taona katroka. Kanefa raha izy ireny kosa no mandeha an-tsitrapo, dia tsy mahakasika anareo intsony izay ataon’izy ireny amimpahamendrehana eo amin’ny fiainany. Ary Allah no Tsitoha sy be fahendrena.
241وَلِلْمُطَلَّقَاتِ مَتَاعٌ بِالْمَعْرُوفِ ۖ حَقًّا عَلَى الْمُتَّقِينَ
Ary ho an’ireo vehivavy misara-bady dia zony ny hahazo vatsy am-pahamendrehana adidy ho an’ireo manam-pahatahorana izany.
242كَذَٰلِكَ يُبَيِّنُ اللَّهُ لَكُمْ آيَاتِهِ لَعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ
Toy izany no hanazavan’Allah ho anareo ireo porofo famantarana avy Aminy, mba hisainanareo.
243۞ أَلَمْ تَرَ إِلَى الَّذِينَ خَرَجُوا مِن دِيَارِهِمْ وَهُمْ أُلُوفٌ حَذَرَ الْمَوْتِ فَقَالَ لَهُمُ اللَّهُ مُوتُوا ثُمَّ أَحْيَاهُمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ لَذُو فَضْلٍ عَلَى النَّاسِ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَ النَّاسِ لَا يَشْكُرُونَ
Tsy mba hitanareo va ireo izay nandao ny fonenany, an’arivony maro, noho ny fahatahorana an-drafahafatesana? Ka hoy Allah tamin’izy ireo : “Matesa ianareo”. Ary avy eo dia novelominy indray izy ireo. Hamafisina, fa feno ny fahasoavan’Allah ho an’ny olombelona, fa saingy maro amin’ny olombelona no tsy mankasitraka.
244وَقَاتِلُوا فِي سَبِيلِ اللَّهِ وَاعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Ary miadia ianareo amin’ny làlan’i Allah, ary tadidionareo fa Allah dia tena Maheno sy Mahalala ny zavatra rehetra.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
242Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 242

Surah Al-Baqarah Andininy 242 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany no hanazavan’Allah ho anareo ireo porofo famantarana avy…

Surah Andininy 242/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 240–244. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers