Al-Baqarah · 31/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
وَعَلَّمَ آدَمَ الْأَسْمَاءَ كُلَّهَا ثُمَّ عَرَضَهُمْ عَلَى الْمَلَائِكَةِ فَقَالَ أَنبِئُونِي بِأَسْمَاءِ هَٰؤُلَاءِ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ ۝٣١
Wa `allama Aadamal asmaaa`a kullahaa summa `aradahum `alal malaaa`ikati faqaala ambi`oonee bias maaa`i haaa`ulaaa`i in kuntum saadiqeen
📖 Dikany Malagasy
Nampianariny an’i Adama avokoa ireo anarana rehetra, avy eo dia nasehony ny Anjely izy ireo, ka hoy Izy nanao hoe : “Ambarao Ahy ny anaran’izy ireo, raha toa ka marina izay voalazanareo!”
🎧 Henoy

📜 Andininy 29-33 — Al-Baqarah

29هُوَ الَّذِي خَلَقَ لَكُم مَّا فِي الْأَرْضِ جَمِيعًا ثُمَّ اسْتَوَىٰ إِلَى السَّمَاءِ فَسَوَّاهُنَّ سَبْعَ سَمَاوَاتٍ ۚ وَهُوَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ
Izy ilay nahary ho anareo izay rehetra misy eto an-tany, ary avy eo dia nihazo ny lanitra ka nanao izany ho lanitra fito sosona. ary Izy dia mahalala sy mahafantatra ny zavatra rehetra.
30وَإِذْ قَالَ رَبُّكَ لِلْمَلَائِكَةِ إِنِّي جَاعِلٌ فِي الْأَرْضِ خَلِيفَةً ۖ قَالُوا أَتَجْعَلُ فِيهَا مَن يُفْسِدُ فِيهَا وَيَسْفِكُ الدِّمَاءَ وَنَحْنُ نُسَبِّحُ بِحَمْدِكَ وَنُقَدِّسُ لَكَ ۖ قَالَ إِنِّي أَعْلَمُ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Raha nanao fanambarana tamin’ireo Anjely ny Tomponao, dia hoy Izy hoe : “Hametraka olona mpandimby raharaha (khalifa) eny ambonin’ny tany tokoa Aho”, dia namaly Azy ireo Anjely hoe : “Sitrakao ve ny hampisy olona hanao fanimbana sy hampandriaka ny rà eny ambonin’ny tany, kanefa dia eto izahay mihoby sy midera ary manamasina Anao?”, hoy Izy namaly azy ireo hoe : “Lazaiko marina aminareo fa Izaho (Allah) dia mahay izay tsy fantatrareo”.
31وَعَلَّمَ آدَمَ الْأَسْمَاءَ كُلَّهَا ثُمَّ عَرَضَهُمْ عَلَى الْمَلَائِكَةِ فَقَالَ أَنبِئُونِي بِأَسْمَاءِ هَٰؤُلَاءِ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Nampianariny an’i Adama avokoa ireo anarana rehetra, avy eo dia nasehony ny Anjely izy ireo, ka hoy Izy nanao hoe : “Ambarao Ahy ny anaran’izy ireo, raha toa ka marina izay voalazanareo!”
32قَالُوا سُبْحَانَكَ لَا عِلْمَ لَنَا إِلَّا مَا عَلَّمْتَنَا ۖ إِنَّكَ أَنتَ الْعَلِيمُ الْحَكِيمُ
Dia niteny izy ireo (Anjely) ka nanao hoe : ” Voninahitra anie ho Anao, tena tsy manam-pahalalàna mihitsy izahay afa-tsy izay efa nampianarinao anay ihany no fantatranay; ary Ianao tokoa no ilay Be fahalalana, sy ilay Be fahendrena.
33قَالَ يَا آدَمُ أَنبِئْهُم بِأَسْمَائِهِمْ ۖ فَلَمَّا أَنبَأَهُم بِأَسْمَائِهِمْ قَالَ أَلَمْ أَقُل لَّكُمْ إِنِّي أَعْلَمُ غَيْبَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَأَعْلَمُ مَا تُبْدُونَ وَمَا كُنتُمْ تَكْتُمُونَ
Dia hoy Izy : “Ry Adama! Ampahafantaro azy ireo ny anaran’izy ireo ; ka nony nampahafantarin’i Adama ireo anjely ny anaran’izy ireo, dia hoy Izy (Allah) nilaza : “Tsy efa nambarako taminareo ve, fa Izaho no mahalala ny zavamiafin’ny lanitra sy ny tany, ary mahalala ihany koa izay rehetra ahariharinareo sy izay rehetra afeninareo?”
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
31Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 31

Surah Al-Baqarah Andininy 31 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nampianariny an’i Adama avokoa ireo anarana rehetra, avy eo dia…

Surah Andininy 31/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 29–33. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers