Ash-Shu'ara · 193/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
نَزَلَ بِهِ الرُّوحُ الْأَمِينُ ۝١٩٣
Nazala bihir Roohul Ameen
📖 Dikany Malagasy
Ary nidina niaraka taminy ilay Fanahy mendri-pitokisana (Anjely Gabriely).

🎧 Henoy


📜 Andininy 191-195 — Surah Ash-Shu'ara

191وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
192وَإِنَّهُ لَتَنزِيلُ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Izy io (ny Kor’any) dia ny Tompon’izao tontolo izao no nampidina azy.
193نَزَلَ بِهِ الرُّوحُ الْأَمِينُ
Ary nidina niaraka taminy ilay Fanahy mendri-pitokisana (Anjely Gabriely).
194عَلَىٰ قَلْبِكَ لِتَكُونَ مِنَ الْمُنذِرِينَ
(Hametraka azy) Ao amin’ny fonao, mba ho anisan’ireo mpampitandrina ianao.
195بِلِسَانٍ عَرَبِيٍّ مُّبِينٍ
Amin’ny fiteny arabo mazava tsara.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
193Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 193

Surah Ash-Shu'ara Andininy 193 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nidina niaraka taminy ilay Fanahy mendri-pitokisana (Anjely Gabriely).

Surah Andininy 193/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 191–195. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers