Ash-Shu'ara · 194/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
عَلَىٰ قَلْبِكَ لِتَكُونَ مِنَ الْمُنذِرِينَ ۝١٩٤
Alaa qalbika litakoona minal munzireen
📖 Dikany Malagasy
(Hametraka azy) Ao amin’ny fonao, mba ho anisan’ireo mpampitandrina ianao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 192-196 — Surah Ash-Shu'ara

192وَإِنَّهُ لَتَنزِيلُ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Izy io (ny Kor’any) dia ny Tompon’izao tontolo izao no nampidina azy.
193نَزَلَ بِهِ الرُّوحُ الْأَمِينُ
Ary nidina niaraka taminy ilay Fanahy mendri-pitokisana (Anjely Gabriely).
194عَلَىٰ قَلْبِكَ لِتَكُونَ مِنَ الْمُنذِرِينَ
(Hametraka azy) Ao amin’ny fonao, mba ho anisan’ireo mpampitandrina ianao.
195بِلِسَانٍ عَرَبِيٍّ مُّبِينٍ
Amin’ny fiteny arabo mazava tsara.
196وَإِنَّهُ لَفِي زُبُرِ الْأَوَّلِينَ
Ary izy io dia efa voarakitra mazava tsara ao anatin’ny soratra masin’ireo teo aloha.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
194Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 194

Surah Ash-Shu'ara Andininy 194 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : (Hametraka azy) Ao amin’ny fonao, mba ho anisan’ireo mpampitandrina ianao.

Surah Andininy 194/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 192–196. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers