Ya-Sina · 22/83
Fandikana Fanononana — Ya-Sina
وَمَا لِيَ لَا أَعْبُدُ الَّذِي فَطَرَنِي وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ ۝٢٢
Wa maa liya laaa a`budul lazee fataranee wa ilaihi turja`oon
📖 Dikany Malagasy
Ary inona moa no handrara ahy tsy hanompoako Ilay nahary ahy ? Nefa any Aminy no tsy maintsy hamerenana anareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 20-24 — Ya-Sina

20وَجَاءَ مِنْ أَقْصَى الْمَدِينَةِ رَجُلٌ يَسْعَىٰ قَالَ يَا قَوْمِ اتَّبِعُوا الْمُرْسَلِينَ
Ary nisy lehilahy iray avy amin’ny faran’ny tanàna tonga, ka niteny hoe : “ Ry vahoakako! Aoka ianareo hanaraka ireo Iraka,
21اتَّبِعُوا مَن لَّا يَسْأَلُكُمْ أَجْرًا وَهُم مُّهْتَدُونَ
Manaraha izay tsy mangataka tambiny aminareo ianareo, sady ao anatin’ny làlana mahitsy.
22وَمَا لِيَ لَا أَعْبُدُ الَّذِي فَطَرَنِي وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ
Ary inona moa no handrara ahy tsy hanompoako Ilay nahary ahy ? Nefa any Aminy no tsy maintsy hamerenana anareo.
23أَأَتَّخِذُ مِن دُونِهِ آلِهَةً إِن يُرِدْنِ الرَّحْمَٰنُ بِضُرٍّ لَّا تُغْنِ عَنِّي شَفَاعَتُهُمْ شَيْئًا وَلَا يُنقِذُونِ
Moa haka zanahary hafa ankoatra Azy ve aho ? Raha te-hanao ratsy ahy Ilay be fiantrana, dia tsy hahasoa ahy ny fanelanelanan’izy ireo, sady tsy afaka hanavotra ahy izy ireo.
24إِنِّي إِذًا لَّفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Raha izany, dia tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary tokoa aho.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Ya-Sina 22

Surah Ya-Sina Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary inona moa no handrara ahy tsy hanompoako Ilay nahary…

Surah Andininy 22/83 — Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ya-Sina Henoy, Ya-Sina Fandikana, Ya-Sina mp3, Ya-Sina pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers