Ya-Sina · 21/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
اتَّبِعُوا مَن لَّا يَسْأَلُكُمْ أَجْرًا وَهُم مُّهْتَدُونَ ۝٢١
Ittabi`oo mal-laa yas`alukum ajranw-wa hum muhtadoon
📖 Dikany Malagasy
Manaraha izay tsy mangataka tambiny aminareo ianareo, sady ao anatin’ny làlana mahitsy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 19-23 — Surah Ya-Sina

19قَالُوا طَائِرُكُم مَّعَكُمْ ۚ أَئِن ذُكِّرْتُم ۚ بَلْ أَنتُمْ قَوْمٌ مُّسْرِفُونَ
Namaly izy ireo hoe : “avy aminareo ihany ny lozanareo. Tahak’izany ve no ataonareo rehefa ampahatsiahivina ? Tena vahoaka mpihoa-pefy tokoa ianareo ”.
20وَجَاءَ مِنْ أَقْصَى الْمَدِينَةِ رَجُلٌ يَسْعَىٰ قَالَ يَا قَوْمِ اتَّبِعُوا الْمُرْسَلِينَ
Ary nisy lehilahy iray avy amin’ny faran’ny tanàna tonga, ka niteny hoe : “ Ry vahoakako! Aoka ianareo hanaraka ireo Iraka,
21اتَّبِعُوا مَن لَّا يَسْأَلُكُمْ أَجْرًا وَهُم مُّهْتَدُونَ
Manaraha izay tsy mangataka tambiny aminareo ianareo, sady ao anatin’ny làlana mahitsy.
22وَمَا لِيَ لَا أَعْبُدُ الَّذِي فَطَرَنِي وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ
Ary inona moa no handrara ahy tsy hanompoako Ilay nahary ahy ? Nefa any Aminy no tsy maintsy hamerenana anareo.
23أَأَتَّخِذُ مِن دُونِهِ آلِهَةً إِن يُرِدْنِ الرَّحْمَٰنُ بِضُرٍّ لَّا تُغْنِ عَنِّي شَفَاعَتُهُمْ شَيْئًا وَلَا يُنقِذُونِ
Moa haka zanahary hafa ankoatra Azy ve aho ? Raha te-hanao ratsy ahy Ilay be fiantrana, dia tsy hahasoa ahy ny fanelanelanan’izy ireo, sady tsy afaka hanavotra ahy izy ireo.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — Ya-Sina 21

Surah Ya-Sina Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manaraha izay tsy mangataka tambiny aminareo ianareo, sady ao anatin’ny…

Surah Andininy 21/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers