As-Saffat · 43/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
فِي جَنَّاتِ النَّعِيمِ ۝٤٣
Fee jannaatin Na`eem
📖 Dikany Malagasy
.Ao amin’ny zaridainam-pahasambarana
🎧 Henoy

📜 Andininy 41-45 — As-Saffat

41أُولَٰئِكَ لَهُمْ رِزْقٌ مَّعْلُومٌ
Ho azy ireny ny valin-kasasarana efa fantatra
42فَوَاكِهُ ۖ وَهُم مُّكْرَمُونَ
Voankazo maro ary omen-kaja izy ireo
43فِي جَنَّاتِ النَّعِيمِ
.Ao amin’ny zaridainam-pahasambarana
44عَلَىٰ سُرُرٍ مُّتَقَابِلِينَ
Eo ambonin’ireo farafara mifanatrika.
45يُطَافُ عَلَيْهِم بِكَأْسٍ مِّن مَّعِينٍ
Ho entina mitety azy ireo ny kaopy feno rano avy amin’ny loharano.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — As-Saffat 43

Surah As-Saffat Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : .Ao amin’ny zaridainam-pahasambarana

Surah Andininy 43/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers