Az-Zumar · 28/75
Fandikana Fanononana — Az-Zumar
قُرْآنًا عَرَبِيًّا غَيْرَ ذِي عِوَجٍ لَّعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ ۝٢٨
Qur-aanan `Arabiyyan ghaira zee `iwajil la`allahum yattaqoon
📖 Dikany Malagasy
Koroany amin’ny fiteny arabo, tsy misy olakolaka, mba hahatonga azy ireo hanam-pahatahorana an’I Allah !

🎧 Henoy


📜 Andininy 26-30 — Az-Zumar

26فَأَذَاقَهُمُ اللَّهُ الْخِزْيَ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا ۖ وَلَعَذَابُ الْآخِرَةِ أَكْبَرُ ۚ لَوْ كَانُوا يَعْلَمُونَ
Nampanandraman’i Allah azy ireo ny fahafaham-baraka, tamin’ny fiainana eto an-tany. Mbola lehibe noho izany anefa ny famaizana any ankoatra, raha mba fantatr’izy ireo anefa !
27وَلَقَدْ ضَرَبْنَا لِلنَّاسِ فِي هَٰذَا الْقُرْآنِ مِن كُلِّ مَثَلٍ لَّعَلَّهُمْ يَتَذَكَّرُونَ
Nitanisa fanoharana isan-karazany ho an’ny olombelona Izahay ao amin’ity Koroany ity, mba hahatsiarovan’izy ireo.
28قُرْآنًا عَرَبِيًّا غَيْرَ ذِي عِوَجٍ لَّعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ
Koroany amin’ny fiteny arabo, tsy misy olakolaka, mba hahatonga azy ireo hanam-pahatahorana an’I Allah !
29ضَرَبَ اللَّهُ مَثَلًا رَّجُلًا فِيهِ شُرَكَاءُ مُتَشَاكِسُونَ وَرَجُلًا سَلَمًا لِّرَجُلٍ هَلْ يَسْتَوِيَانِ مَثَلًا ۚ الْحَمْدُ لِلَّهِ ۚ بَلْ أَكْثَرُهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Nanome fanoharana I Tompo Allah amin’ny lehilahy iray izay an’ny mpiara-miombon’antoka maro tsy mifanaraka, ka mifamaly momba azy izy ireo, sy lehilahy iray an’olona tokana ihany, moa mitovy ve ireo fanoharana roa ireo ? Dera ho an’I Allah ! Kanefa dia tsy mahafantatra izany ny ankamaroan’izy ireo.
30إِنَّكَ مَيِّتٌ وَإِنَّهُم مَّيِّتُونَ
Hamafisina, fa ho faty tokoa ianao (Mohammad), ary ho faty ihany koa izy ireo.
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
28Andininy

Fandikana — Az-Zumar 28

Surah Az-Zumar Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koroany amin’ny fiteny arabo, tsy misy olakolaka, mba hahatonga azy…

Surah Andininy 28/75 — Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zumar Henoy, Az-Zumar Fandikana, Az-Zumar mp3, Az-Zumar pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers