Az-Zumar · 29/75
Fandikana Fanononana — Surah Az-Zumar
ضَرَبَ اللَّهُ مَثَلًا رَّجُلًا فِيهِ شُرَكَاءُ مُتَشَاكِسُونَ وَرَجُلًا سَلَمًا لِّرَجُلٍ هَلْ يَسْتَوِيَانِ مَثَلًا ۚ الْحَمْدُ لِلَّهِ ۚ بَلْ أَكْثَرُهُمْ لَا يَعْلَمُونَ ۝٢٩
Darabal laahu masalar rajulan feehi shurakaaa`u mutashaakisoona wa rajulan salamal lirajulin hal tastawi yaani masalaa; alhamdu lillaah; bal aksaruhum laa ya`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Nanome fanoharana I Tompo Allah amin’ny lehilahy iray izay an’ny mpiara-miombon’antoka maro tsy mifanaraka, ka mifamaly momba azy izy ireo, sy lehilahy iray an’olona tokana ihany, moa mitovy ve ireo fanoharana roa ireo ? Dera ho an’I Allah ! Kanefa dia tsy mahafantatra izany ny ankamaroan’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 27-31 — Surah Az-Zumar

27وَلَقَدْ ضَرَبْنَا لِلنَّاسِ فِي هَٰذَا الْقُرْآنِ مِن كُلِّ مَثَلٍ لَّعَلَّهُمْ يَتَذَكَّرُونَ
Nitanisa fanoharana isan-karazany ho an’ny olombelona Izahay ao amin’ity Koroany ity, mba hahatsiarovan’izy ireo.
28قُرْآنًا عَرَبِيًّا غَيْرَ ذِي عِوَجٍ لَّعَلَّهُمْ يَتَّقُونَ
Koroany amin’ny fiteny arabo, tsy misy olakolaka, mba hahatonga azy ireo hanam-pahatahorana an’I Allah !
29ضَرَبَ اللَّهُ مَثَلًا رَّجُلًا فِيهِ شُرَكَاءُ مُتَشَاكِسُونَ وَرَجُلًا سَلَمًا لِّرَجُلٍ هَلْ يَسْتَوِيَانِ مَثَلًا ۚ الْحَمْدُ لِلَّهِ ۚ بَلْ أَكْثَرُهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Nanome fanoharana I Tompo Allah amin’ny lehilahy iray izay an’ny mpiara-miombon’antoka maro tsy mifanaraka, ka mifamaly momba azy izy ireo, sy lehilahy iray an’olona tokana ihany, moa mitovy ve ireo fanoharana roa ireo ? Dera ho an’I Allah ! Kanefa dia tsy mahafantatra izany ny ankamaroan’izy ireo.
30إِنَّكَ مَيِّتٌ وَإِنَّهُم مَّيِّتُونَ
Hamafisina, fa ho faty tokoa ianao (Mohammad), ary ho faty ihany koa izy ireo.
31ثُمَّ إِنَّكُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ عِندَ رَبِّكُمْ تَخْتَصِمُونَ
Avy eo, dia hifanatrika eo anatrehan’ny Tomponareo ianareo, amin’ny andro fitsanganana.
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
29Andininy

Fandikana — Az-Zumar 29

Surah Az-Zumar Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nanome fanoharana I Tompo Allah amin’ny lehilahy iray izay an’ny…

Surah Andininy 29/75 — Surah Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Az-Zumar Henoy, Surah Az-Zumar Fandikana, Surah Az-Zumar mp3, Surah Az-Zumar pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers