Al-Maidah · 92/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
وَأَطِيعُوا اللَّهَ وَأَطِيعُوا الرَّسُولَ وَاحْذَرُوا ۚ فَإِن تَوَلَّيْتُمْ فَاعْلَمُوا أَنَّمَا عَلَىٰ رَسُولِنَا الْبَلَاغُ الْمُبِينُ ۝٩٢
Wa atee`ul laaha wa atee`ur Rasoola wahzaroo; fa in tawal laitum fa`lamooo annamaa `alaa Rasoolinal balaaghul mubeen
📖 Dikany Malagasy
Ary ankatoavinareo I Allah sy ankatoavinareo ihany koa ny Iraka ary mitandrema ianareo ! Ka raha mitodi-damosina ianareo dia fantaro fa ny tena adidin’ny Irakay dia ny fampitana ny hafatra mazava ihany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 90-94 — Al-Maidah

90يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِنَّمَا الْخَمْرُ وَالْمَيْسِرُ وَالْأَنصَابُ وَالْأَزْلَامُ رِجْسٌ مِّنْ عَمَلِ الشَّيْطَانِ فَاجْتَنِبُوهُ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ
O ianareo mpino ! Tena marina fa ny toaka sy ny loka, ireo vato natao sampy, ireo zana-tsipika (fanandroana) dia zava-mahatsiravina anisan’ny asan’ny satana ka halavironareo izany, angamba ahazo fahombiazana ianareo.
91إِنَّمَا يُرِيدُ الشَّيْطَانُ أَن يُوقِعَ بَيْنَكُمُ الْعَدَاوَةَ وَالْبَغْضَاءَ فِي الْخَمْرِ وَالْمَيْسِرِ وَيَصُدَّكُمْ عَن ذِكْرِ اللَّهِ وَعَنِ الصَّلَاةِ ۖ فَهَلْ أَنتُم مُّنتَهُونَ
Tena marina fa i Satana dia mila handatsaka anareo ao anaty fifanoherana sy ny fifankahalana avy amin’ny toaka sy ny loka, ary hanakana anareo amin’ny fahatsiarovana an'I Allah sy amin’ny vavaka fanompoana. Ka moa ve hitsahatra amin’izany ianareo ?
92وَأَطِيعُوا اللَّهَ وَأَطِيعُوا الرَّسُولَ وَاحْذَرُوا ۚ فَإِن تَوَلَّيْتُمْ فَاعْلَمُوا أَنَّمَا عَلَىٰ رَسُولِنَا الْبَلَاغُ الْمُبِينُ
Ary ankatoavinareo I Allah sy ankatoavinareo ihany koa ny Iraka ary mitandrema ianareo ! Ka raha mitodi-damosina ianareo dia fantaro fa ny tena adidin’ny Irakay dia ny fampitana ny hafatra mazava ihany.
93لَيْسَ عَلَى الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ جُنَاحٌ فِيمَا طَعِمُوا إِذَا مَا اتَّقَوا وَّآمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ ثُمَّ اتَّقَوا وَّآمَنُوا ثُمَّ اتَّقَوا وَّأَحْسَنُوا ۗ وَاللَّهُ يُحِبُّ الْمُحْسِنِينَ
Tsy hananan’ireo izay nino sy nanao asa soa tsiny ny amin’izay nohanin’izy ireo tany aloha raha natahotra sy nanao asa soa izy ireo, avy eo natahotra sy nino izy ireo, avy eo ihany koa natahotra sy nanao soa. Ary I Allah dia tia ireo mpanao soa.
94يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَيَبْلُوَنَّكُمُ اللَّهُ بِشَيْءٍ مِّنَ الصَّيْدِ تَنَالُهُ أَيْدِيكُمْ وَرِمَاحُكُمْ لِيَعْلَمَ اللَّهُ مَن يَخَافُهُ بِالْغَيْبِ ۚ فَمَنِ اعْتَدَىٰ بَعْدَ ذَٰلِكَ فَلَهُ عَذَابٌ أَلِيمٌ
O ianareo mpino ! Tena ho tsapain’I Allah ianareo amin’ny haza azon’ny tananareo sy ny lefonareo, mba ahafantaran’I Allah izay matahotra Azy ankiafina. Ka n'iza n'iza mandika ny didy aman-dalàna aorian’izany dia ho azy ny sazy mamirifiry
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
92Andininy

Fandikana — Al-Maidah 92

Surah Al-Maidah Andininy 92 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ankatoavinareo I Allah sy ankatoavinareo ihany koa ny Iraka…

Surah Andininy 92/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 90–94. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers