An-Najm · 57/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
أَزِفَتِ الْآزِفَةُ ۝٥٧
Azifatil laazifah
📖 Dikany Malagasy
Manantona ilay akaiky (ilay Ora Fitsarana).

🎧 Henoy


📜 Andininy 55-59 — Surah An-Najm

55فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكَ تَتَمَارَىٰ
Inona amin’ireo fahasoavan’ny Tomponao àry no mampisalasala anao ?
56هَٰذَا نَذِيرٌ مِّنَ النُّذُرِ الْأُولَىٰ
Indro mpampitandrina, mitovy amin’ireo mpampitandrina taloha.
57أَزِفَتِ الْآزِفَةُ
Manantona ilay akaiky (ilay Ora Fitsarana).
58لَيْسَ لَهَا مِن دُونِ اللَّهِ كَاشِفَةٌ
Tsy misy ankoatra an’I Allah no afaka hampiseho izany.
59أَفَمِنْ هَٰذَا الْحَدِيثِ تَعْجَبُونَ
Moa mahagaga anareo va io lahateny io (koroany) ?
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
57Andininy

Fandikana — An-Najm 57

Surah An-Najm Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manantona ilay akaiky (ilay Ora Fitsarana).

Surah Andininy 57/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers