An-Najm · 58/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
لَيْسَ لَهَا مِن دُونِ اللَّهِ كَاشِفَةٌ ۝٥٨
Laisa lahaa min doonil laahi kaashifah
📖 Dikany Malagasy
Tsy misy ankoatra an’I Allah no afaka hampiseho izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 56-60 — Surah An-Najm

56هَٰذَا نَذِيرٌ مِّنَ النُّذُرِ الْأُولَىٰ
Indro mpampitandrina, mitovy amin’ireo mpampitandrina taloha.
57أَزِفَتِ الْآزِفَةُ
Manantona ilay akaiky (ilay Ora Fitsarana).
58لَيْسَ لَهَا مِن دُونِ اللَّهِ كَاشِفَةٌ
Tsy misy ankoatra an’I Allah no afaka hampiseho izany.
59أَفَمِنْ هَٰذَا الْحَدِيثِ تَعْجَبُونَ
Moa mahagaga anareo va io lahateny io (koroany) ?
60وَتَضْحَكُونَ وَلَا تَبْكُونَ
Ka mihomehy amin’izany ianareo fa tsy mba mitomany akory ?
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
58Andininy

Fandikana — An-Najm 58

Surah An-Najm Andininy 58 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy misy ankoatra an’I Allah no afaka hampiseho izany.

Surah Andininy 58/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 56–60. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers