Al-Waqi'ah · 15/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
عَلَىٰ سُرُرٍ مَّوْضُونَةٍ ۝١٥
Alaa sururim mawdoonah
📖 Dikany Malagasy
Eo ambon'ny farafara voaravaka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-Waqi'ah

13ثُلَّةٌ مِّنَ الْأَوَّلِينَ
Maro ireo voafidy amin’ny taranaka voalohany.
14وَقَلِيلٌ مِّنَ الْآخِرِينَ
Fa vitsy kosa amin’ireo taranaka farany.
15عَلَىٰ سُرُرٍ مَّوْضُونَةٍ
Eo ambon'ny farafara voaravaka.
16مُّتَّكِئِينَ عَلَيْهَا مُتَقَابِلِينَ
Mitehin-kiho izy ireo eo amin’izany, sady mifanatrika.
17يَطُوفُ عَلَيْهِمْ وِلْدَانٌ مُّخَلَّدُونَ
Hivezivezy eo amin’izy ireo, ireo zaza lahy tanora mandrakizay.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 15

Surah Al-Waqi'ah Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eo ambon'ny farafara voaravaka.

Surah Andininy 15/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers