Al-Waqi'ah · 16/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
مُّتَّكِئِينَ عَلَيْهَا مُتَقَابِلِينَ ۝١٦
Muttaki`eena `alaihaa mutaqabileen
📖 Dikany Malagasy
Mitehin-kiho izy ireo eo amin’izany, sady mifanatrika.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 14-18 — Surah Al-Waqi'ah

14وَقَلِيلٌ مِّنَ الْآخِرِينَ
Fa vitsy kosa amin’ireo taranaka farany.
15عَلَىٰ سُرُرٍ مَّوْضُونَةٍ
Eo ambon'ny farafara voaravaka.
16مُّتَّكِئِينَ عَلَيْهَا مُتَقَابِلِينَ
Mitehin-kiho izy ireo eo amin’izany, sady mifanatrika.
17يَطُوفُ عَلَيْهِمْ وِلْدَانٌ مُّخَلَّدُونَ
Hivezivezy eo amin’izy ireo, ireo zaza lahy tanora mandrakizay.
18بِأَكْوَابٍ وَأَبَارِيقَ وَكَأْسٍ مِّن مَّعِينٍ
Miaraka amin’ireo kapoaka sy tavoara ary vera feno zava-pisotron-doharano.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 16

Surah Al-Waqi'ah Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mitehin-kiho izy ireo eo amin’izany, sady mifanatrika.

Surah Andininy 16/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers