Al-Waqi'ah · 34/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
وَفُرُشٍ مَّرْفُوعَةٍ ۝٣٤
Wa furushim marfoo`ah
📖 Dikany Malagasy
Eo ambon'ny farafara avo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 32-36 — Al-Waqi'ah

32وَفَاكِهَةٍ كَثِيرَةٍ
Sy voankazo sesehena.
33لَّا مَقْطُوعَةٍ وَلَا مَمْنُوعَةٍ
Izay tsy misy fitsaharany na koa fandrarana.
34وَفُرُشٍ مَّرْفُوعَةٍ
Eo ambon'ny farafara avo.
35إِنَّا أَنشَأْنَاهُنَّ إِنشَاءً
Izahay no Nahary ireo tovovavin’ny Paradisa ho tonga lafatra.
36فَجَعَلْنَاهُنَّ أَبْكَارًا
Ka nataonay ho virijiny izy ireo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 34

Surah Al-Waqi'ah Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eo ambon'ny farafara avo.

Surah Andininy 34/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers