Al-Waqi'ah · 69/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
أَأَنتُمْ أَنزَلْتُمُوهُ مِنَ الْمُزْنِ أَمْ نَحْنُ الْمُنزِلُونَ ۝٦٩
A-antum anzaltumoohu minal muzni am nahnul munziloon
📖 Dikany Malagasy
Ianareo va no nampidina azy avy eny amin’ny rahona ? Sa Izahay no Mpampidina izany?

🎧 Henoy


📜 Andininy 67-71 — Surah Al-Waqi'ah

67بَلْ نَحْنُ مَحْرُومُونَ
Fa izahay dia nisakanana sy noraraina.
68أَفَرَأَيْتُمُ الْمَاءَ الَّذِي تَشْرَبُونَ
Hitanareo va ny rano izay sotroinareo ?
69أَأَنتُمْ أَنزَلْتُمُوهُ مِنَ الْمُزْنِ أَمْ نَحْنُ الْمُنزِلُونَ
Ianareo va no nampidina azy avy eny amin’ny rahona ? Sa Izahay no Mpampidina izany?
70لَوْ نَشَاءُ جَعَلْنَاهُ أُجَاجًا فَلَوْلَا تَشْكُرُونَ
Raha tianay dia nataonay masira izany. Koa nahoana àry ianareo no tsy mahay mankasitraka ?
71أَفَرَأَيْتُمُ النَّارَ الَّتِي تُورُونَ
Mba hitanareo va ny afo izay arehitrareo ?
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
69Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 69

Surah Al-Waqi'ah Andininy 69 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ianareo va no nampidina azy avy eny amin’ny rahona ?…

Surah Andininy 69/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 67–71. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers