Al-Hadid · 3/29
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hadid
هُوَ الْأَوَّلُ وَالْآخِرُ وَالظَّاهِرُ وَالْبَاطِنُ ۖ وَهُوَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ ۝٣
Huwal Awwalu wal`Aakhiru waz Zaahiru wal Baatinu wa huwa bikulli shai`in Aleem
📖 Dikany Malagasy
Izy no ilay voalohany sy ilay farany, ilay miseho sy ilay miafina. Mahafantatra ny zava-drehetra tokoa Izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Al-Hadid

1سَبَّحَ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Manome voninahitra an’IAllah, izay rehetra any an-danitra sy ety an-tany. Ary Izy no ilay tsitoha, ilay be Fahendrena.
2لَهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ يُحْيِي وَيُمِيتُ ۖ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Azy ny fanjakan’ny lanitra sy ny tany. Izy no mamelona, ary no mamono, fa mahefa ny zava-drehetra Izy.
3هُوَ الْأَوَّلُ وَالْآخِرُ وَالظَّاهِرُ وَالْبَاطِنُ ۖ وَهُوَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ
Izy no ilay voalohany sy ilay farany, ilay miseho sy ilay miafina. Mahafantatra ny zava-drehetra tokoa Izy.
4هُوَ الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ فِي سِتَّةِ أَيَّامٍ ثُمَّ اسْتَوَىٰ عَلَى الْعَرْشِ ۚ يَعْلَمُ مَا يَلِجُ فِي الْأَرْضِ وَمَا يَخْرُجُ مِنْهَا وَمَا يَنزِلُ مِنَ السَّمَاءِ وَمَا يَعْرُجُ فِيهَا ۖ وَهُوَ مَعَكُمْ أَيْنَ مَا كُنتُمْ ۚ وَاللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرٌ
Izy no nahary ny lanitra sy tany tao anatin’ny enin'andro, avy eo, dia nandray ny seza fiandrianana Izy; fantany izay miditra any anaty tany sy izay mivoaka avy ao, ary izay midina avy eny amin’ny lanitra sy izay miakatra ho eny, ary miaraka aminareo Izy, na aiza na aiza misy anareo.Fa mahita tsara izay ataonareo Allah.
5لَّهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَإِلَى اللَّهِ تُرْجَعُ الْأُمُورُ
Azy ny fanjakana any an-danitra sy ety an-tany ary any amin’I Allah no hiverenan’ny zava-drehetra.
Al-HadidFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Hadid 3

Surah Al-Hadid Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy no ilay voalohany sy ilay farany, ilay miseho sy…

Surah Andininy 3/29 — Surah Al-Hadid الحديد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hadid Henoy, Surah Al-Hadid Fandikana, Surah Al-Hadid mp3, Surah Al-Hadid pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers