Al-Hadid · 6/29
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hadid
يُولِجُ اللَّيْلَ فِي النَّهَارِ وَيُولِجُ النَّهَارَ فِي اللَّيْلِ ۚ وَهُوَ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ ۝٦
Yoolijul laila fin nahaari wa yoolijun nahaara fil lail; wa Huwa `Aleemum bizaatis sudoor
📖 Dikany Malagasy
Asosony amin’ny andro ny alina, ary asosony amin’ny alina ny andro.Ary fantany tanteraka izay raiketin’ny fo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-Hadid

4هُوَ الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ فِي سِتَّةِ أَيَّامٍ ثُمَّ اسْتَوَىٰ عَلَى الْعَرْشِ ۚ يَعْلَمُ مَا يَلِجُ فِي الْأَرْضِ وَمَا يَخْرُجُ مِنْهَا وَمَا يَنزِلُ مِنَ السَّمَاءِ وَمَا يَعْرُجُ فِيهَا ۖ وَهُوَ مَعَكُمْ أَيْنَ مَا كُنتُمْ ۚ وَاللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرٌ
Izy no nahary ny lanitra sy tany tao anatin’ny enin'andro, avy eo, dia nandray ny seza fiandrianana Izy; fantany izay miditra any anaty tany sy izay mivoaka avy ao, ary izay midina avy eny amin’ny lanitra sy izay miakatra ho eny, ary miaraka aminareo Izy, na aiza na aiza misy anareo.Fa mahita tsara izay ataonareo Allah.
5لَّهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَإِلَى اللَّهِ تُرْجَعُ الْأُمُورُ
Azy ny fanjakana any an-danitra sy ety an-tany ary any amin’I Allah no hiverenan’ny zava-drehetra.
6يُولِجُ اللَّيْلَ فِي النَّهَارِ وَيُولِجُ النَّهَارَ فِي اللَّيْلِ ۚ وَهُوَ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ
Asosony amin’ny andro ny alina, ary asosony amin’ny alina ny andro.Ary fantany tanteraka izay raiketin’ny fo.
7آمِنُوا بِاللَّهِ وَرَسُولِهِ وَأَنفِقُوا مِمَّا جَعَلَكُم مُّسْتَخْلَفِينَ فِيهِ ۖ فَالَّذِينَ آمَنُوا مِنكُمْ وَأَنفَقُوا لَهُمْ أَجْرٌ كَبِيرٌ
Aoka ianareo hino an’I Allah sy ny irany, ary manaova fandaniana amin’izay nomeny ho tantaninareo. Fa izay mino aminareo, ka manao fandaniana, dia hahazo valisoa lehibe.
8وَمَا لَكُمْ لَا تُؤْمِنُونَ بِاللَّهِ ۙ وَالرَّسُولُ يَدْعُوكُمْ لِتُؤْمِنُوا بِرَبِّكُمْ وَقَدْ أَخَذَ مِيثَاقَكُمْ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ
Ary raha hino na tsy hino ianareo an’I Allah, nefa miantso anareo hino ny Tomponareo ilay iraka ? Eny, efa noraisin’I Allah ny fanekenareo, raha mino tokoa ianareo.
Al-HadidFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Hadid 6

Surah Al-Hadid Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Asosony amin’ny andro ny alina, ary asosony amin’ny alina ny…

Surah Andininy 6/29 — Surah Al-Hadid الحديد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hadid Henoy, Surah Al-Hadid Fandikana, Surah Al-Hadid mp3, Surah Al-Hadid pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers