Al-Hadid · 7/29
Fandikana Fanononana — Al-Hadid
آمِنُوا بِاللَّهِ وَرَسُولِهِ وَأَنفِقُوا مِمَّا جَعَلَكُم مُّسْتَخْلَفِينَ فِيهِ ۖ فَالَّذِينَ آمَنُوا مِنكُمْ وَأَنفَقُوا لَهُمْ أَجْرٌ كَبِيرٌ ۝٧
Aaaminoo billaahi wa Rasoolihee wa anfiqoo mimmaa ja`alakum mustakh lafeena feehi fallazeena aamanoo minkum wa anfaqoo lahum ajrun kabeer
📖 Dikany Malagasy
Aoka ianareo hino an’I Allah sy ny irany, ary manaova fandaniana amin’izay nomeny ho tantaninareo. Fa izay mino aminareo, ka manao fandaniana, dia hahazo valisoa lehibe.
🎧 Henoy

📜 Andininy 5-9 — Al-Hadid

5لَّهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَإِلَى اللَّهِ تُرْجَعُ الْأُمُورُ
Azy ny fanjakana any an-danitra sy ety an-tany ary any amin’I Allah no hiverenan’ny zava-drehetra.
6يُولِجُ اللَّيْلَ فِي النَّهَارِ وَيُولِجُ النَّهَارَ فِي اللَّيْلِ ۚ وَهُوَ عَلِيمٌ بِذَاتِ الصُّدُورِ
Asosony amin’ny andro ny alina, ary asosony amin’ny alina ny andro.Ary fantany tanteraka izay raiketin’ny fo.
7آمِنُوا بِاللَّهِ وَرَسُولِهِ وَأَنفِقُوا مِمَّا جَعَلَكُم مُّسْتَخْلَفِينَ فِيهِ ۖ فَالَّذِينَ آمَنُوا مِنكُمْ وَأَنفَقُوا لَهُمْ أَجْرٌ كَبِيرٌ
Aoka ianareo hino an’I Allah sy ny irany, ary manaova fandaniana amin’izay nomeny ho tantaninareo. Fa izay mino aminareo, ka manao fandaniana, dia hahazo valisoa lehibe.
8وَمَا لَكُمْ لَا تُؤْمِنُونَ بِاللَّهِ ۙ وَالرَّسُولُ يَدْعُوكُمْ لِتُؤْمِنُوا بِرَبِّكُمْ وَقَدْ أَخَذَ مِيثَاقَكُمْ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ
Ary raha hino na tsy hino ianareo an’I Allah, nefa miantso anareo hino ny Tomponareo ilay iraka ? Eny, efa noraisin’I Allah ny fanekenareo, raha mino tokoa ianareo.
9هُوَ الَّذِي يُنَزِّلُ عَلَىٰ عَبْدِهِ آيَاتٍ بَيِّنَاتٍ لِّيُخْرِجَكُم مِّنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ ۚ وَإِنَّ اللَّهَ بِكُمْ لَرَءُوفٌ رَّحِيمٌ
Izy no mampidina ireo andininy mazava amin’ilay mpanompony, mba hamoahany anareo avy ao amin’ny haizina ho ao amin’ny hazavana; ary hamafisina fa be fangorahana aminareo Allah sady be indra fo.
Al-HadidFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-Hadid 7

Surah Al-Hadid Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Aoka ianareo hino an’I Allah sy ny irany, ary manaova…

Surah Andininy 7/29 — Al-Hadid الحديد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hadid Henoy, Al-Hadid Fandikana, Al-Hadid mp3, Al-Hadid pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers