Al-An'am · 111/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
۞ وَلَوْ أَنَّنَا نَزَّلْنَا إِلَيْهِمُ الْمَلَائِكَةَ وَكَلَّمَهُمُ الْمَوْتَىٰ وَحَشَرْنَا عَلَيْهِمْ كُلَّ شَيْءٍ قُبُلًا مَّا كَانُوا لِيُؤْمِنُوا إِلَّا أَن يَشَاءَ اللَّهُ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ يَجْهَلُونَ ۝١١١
Wa law annanaa nazzal naaa ilaihimul malaaa`ikata wa kallamahumul mawtaa wa hasharnaa `alaihim kulla shai`in qubulam maa kaanoo liyu`minooo illaaa ai yashaaa`al laahu wa laakinna aksarahum yajhaloon
📖 Dikany Malagasy
Ary raha nampidina Anjely maro tamin’izy ireo Izahay ,ka niresaka tamin’izy ireo ny maty ,ary navorinay teo anatrehan’izy ireo ny zava-drehetra ,dia tsy nino izy ireo raha tsy sitrak’I Allah. Kanefa ny ankamaroan’izy ireo dia minia tsy mahafantatra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 109-113 — Al-An'am

109وَأَقْسَمُوا بِاللَّهِ جَهْدَ أَيْمَانِهِمْ لَئِن جَاءَتْهُمْ آيَةٌ لَّيُؤْمِنُنَّ بِهَا ۚ قُلْ إِنَّمَا الْآيَاتُ عِندَ اللَّهِ ۖ وَمَا يُشْعِرُكُمْ أَنَّهَا إِذَا جَاءَتْ لَا يُؤْمِنُونَ
Ary mianiana amin’I Allah izy ireo eram-po tamin’ireo finianany, raha misy fahagagana tonga amin’izy ireo dia tena hino izany izy ireo. Teneno hoe : “Tena marina fa ireo fahagagana dia miankina amin’I Allah”. Ary inona àry no ahatsapanareo (ry mpino) raha tonga tokoa izany, dia tsy hino ihany izy ireo ?
110وَنُقَلِّبُ أَفْئِدَتَهُمْ وَأَبْصَارَهُمْ كَمَا لَمْ يُؤْمِنُوا بِهِ أَوَّلَ مَرَّةٍ وَنَذَرُهُمْ فِي طُغْيَانِهِمْ يَعْمَهُونَ
Avadikay ny fon’izy ireo sy ny mason’izy ireo noho izy ireo tsy nino izany tamin’ny voalohany ary avelanay handeha amin’ny hajambana izy ireo nohon'ny fihoaram-pefiny.
111۞ وَلَوْ أَنَّنَا نَزَّلْنَا إِلَيْهِمُ الْمَلَائِكَةَ وَكَلَّمَهُمُ الْمَوْتَىٰ وَحَشَرْنَا عَلَيْهِمْ كُلَّ شَيْءٍ قُبُلًا مَّا كَانُوا لِيُؤْمِنُوا إِلَّا أَن يَشَاءَ اللَّهُ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ يَجْهَلُونَ
Ary raha nampidina Anjely maro tamin’izy ireo Izahay ,ka niresaka tamin’izy ireo ny maty ,ary navorinay teo anatrehan’izy ireo ny zava-drehetra ,dia tsy nino izy ireo raha tsy sitrak’I Allah. Kanefa ny ankamaroan’izy ireo dia minia tsy mahafantatra.
112وَكَذَٰلِكَ جَعَلْنَا لِكُلِّ نَبِيٍّ عَدُوًّا شَيَاطِينَ الْإِنسِ وَالْجِنِّ يُوحِي بَعْضُهُمْ إِلَىٰ بَعْضٍ زُخْرُفَ الْقَوْلِ غُرُورًا ۚ وَلَوْ شَاءَ رَبُّكَ مَا فَعَلُوهُ ۖ فَذَرْهُمْ وَمَا يَفْتَرُونَ
Ary tahaka izany no nanokananay fahavalo ho an’ny Mpaminany tsirairay, dia ireo Satana amin’ny olombelona sy ny Djiny, mifampita hafatra izy ireo ny andaniny sy ny ankilany amin’ny fampihaingoana ny teny feno fitaka. Raha sitraky ny Tomponao dia tsy nataon’izy ireo izany, avelao àry izy ireo sy ny lainga izay foronony.
113وَلِتَصْغَىٰ إِلَيْهِ أَفْئِدَةُ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِالْآخِرَةِ وَلِيَرْضَوْهُ وَلِيَقْتَرِفُوا مَا هُم مُّقْتَرِفُونَ
Ary mba hampirona ny fon’ireo izay tsy mino ny fisian’ny any ankoatra sy mba ahafa-po azy ireo izany, ary mba hanatanterahan’izy ireo ny heloka izay efa mahazatra azy ireo ny manatanteraka izany.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
111Andininy

Fandikana — Al-An'am 111

Surah Al-An'am Andininy 111 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha nampidina Anjely maro tamin’izy ireo Izahay ,ka niresaka…

Surah Andininy 111/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 109–113. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers